izaho aza mba gaga
1. kilalaki
(
19/11/2005 20:27)
-eh!!
-hi:lol::lol::lol:aho..ahoana zay ramo:lol:se
-fa maninona aho no ihomehezan'ialahy foana isaky ny mandalo eto?
-:lol::lol: izaho koa aza mba gaga ko!
-inona no mahagaga an'ialahy @n'izany,sady mbola mananihany sy mihomehy ihany?
-ka izao angeh! ramose e! isaky ny mihomehy aho dia mandalo foana ianao
:lol::lol::lol::lol:
novalian'i Veloo ny 24/11/2005 23:36
2. Bariry
(
19/11/2005 21:37)
Tsy ratsy ndray io an.... Nandalo rmaka ka may ny tanàna, nandalo Ramose de nihomehy le bandy....
