mba te ahalala

1. xxx ( 19/11/2005 15:57)
hono ho aho ry zareo,ny vhv ve rehefa manao firaisana ara-nofo voalohany dia tsy maintsy mandeha ra le zavatra??Mba mangataka fanazavana ho an'zay mahalala.Misaotra dia aza tsiny ny @ny fanontaniako.
novalian'i jennifer2 ny 06/12/2005 01:19
2. xxx ( 19/11/2005 18:24)
zà koa miandry valiny??????tsy maintsy hande rà ve????
3. labomba ( 19/11/2005 19:02)
raha ny tokony ho izy: mandé!
efa sendra ny sipa nilaza virjiny nefa tsy nande ra nga nareo? normal ra napetraka lé fanontaniana. :^):^)
4. xxx ( 19/11/2005 19:29)
tiako ho marihina fa tssipa iray no tratranio cas io efa nisy 2 oh tafarsk t@ko ary tsy mhll n natongizany,voajanahary ve sa nisy nanolana t@mbola kely,sa mandainga?ra voajanahary mba azavao azafady
5. Herimiafina ( 20/11/2005 05:34)
Raha le zavatra heritreretiko kalongany de tsy voatery mandeha rà e. Raha forcer-na be ve moa tsy handeha rà.
6. xxx ( 20/11/2005 07:00)
ary ra seksaolaogy nga tsiao tsony mba hamariparitra an'io kaozio
7. kiali ( 20/11/2005 10:07)
fa inona zany"vhv" eh????
8. kiali ( 20/11/2005 10:08)
fa inona no mandeh ra eh?
9. watafon ( 20/11/2005 10:11)
xxx : tsy maintsy mande rà re io @ vôlohany e ! satria nofo ange no tataka e !
10. xxx ( 20/11/2005 10:11)
kiali:
fa inona no mandeh ra eh?

kiali:
fa inona zany"vhv" eh????

Le fanontaniana iray no valin'le ilany :-D
11. abdy ( 20/11/2005 11:18)
n'importe quoi! tsy voatery mandeha rà izany io. ny mandeha rà aza ataoko hoe...tsy dia amin'ny "avantage"n'ilay bandy fa otsotsan'ny "brute" be ngamba lery
12. fasaly ( 20/11/2005 11:31)
mandeha rà io e! otsan'ny manatevika ihany somary mandeha rà kely no marary...
13. xxx ( 20/11/2005 12:41)
mandera dia marary be za efa nahita ko ary fay be tsy nanao tsony fa hande hanao masera za io zao
=))
=))
=))
14. Herimiafina ( 20/11/2005 13:06)
Ze zany fotsiny ve ry xxx no hanaovana masera, de ahoana zany le rà be isambolana iny? hehehehe=))=))=))=))
15. fasaly ( 20/11/2005 13:55)
eny tokou!
16. vivi ( 20/11/2005 14:58)
tena tatara koa zany any xxx ity ka
ary aiza foana i herimiafina fa tena efa malahelo i vivi! efa ela no tsy thcty tsika hihihi!
17. xxx ( 20/11/2005 18:01)
mande fona le ra isambola fa za tsy sahy manao lhl tsony fa marary ko mijaly be za fa dray dray alo matsiaro e
:-D
:-D
:-D
:-D
18. diamondra27 ( 20/11/2005 19:03)
tsy voatery hoe mande rà foana ny voalohany firaisana aranofo fa @ ankapobeny io.
Ny cas rare indray de le kalakely zany mety nanao équitation na danse arakaraka ilay toebatan'ilay olona io de rehefa niray pour la 1ère fois izy de tsy nisy rà. Tsy izay olona rehetra manao équitation sy danse akory de tsy mande rà sao de afangaronareo ny resaka.

xxx: tsy ny firaisana rehera aky no marary na mampijaly fa arakaraky ny lhl io a! aza de traumatisé ohatran'izany fa sao misy fiatraikany. Omeko torohevitra ianao, raha manana partenaire ianao de tsara ny iresahanareo milamina tsara ny fomba firaisanareo fa tsy tonga de avy hatrany de tairina fa mila préparation ny fivaviana tsy maintsy mba excité njy mba mandomando fa raha tsy izany iny le mahatonga marary satria maina be le izy
19. akamatiana ( 21/11/2005 04:42)
misaotra an'i diamondra ô! :-D :-D
20. Herimiafina ( 21/11/2005 04:47)
vivi:

tena tatara koa zany any xxx ity ka
ary aiza foana i herimiafina fa tena efa malahelo i vivi! efa ela no tsy thcty tsika hihihi!

Efa ity zah fa enao njay no tsy eto fa mbola dodo be angambany. Zah konkou malahelo an'i vivi sy le chat taloha reny, :(:roll:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2534