mba te ahalala

21. xxx ( 21/11/2005 07:44)
Zah ry zareo de tsy mba nandeha rà zany na tamin'ny voalohany aza ..marina fa narary be ilay firaisana ,fa tsy nisy rà akory ....Na zah aza mba gaga!!!
22. ravakamalala ( 21/11/2005 14:37)
Hoy i watafon :
tsy maintsy mande rà re io @ vôlohany e ! satria nofo ange no tataka e !


f'angà tsy ilay hymen miala no mampandeha rà? dia nefa io hymen io koa tsy voatery hoe refa manao firaisana 1° ihany no tataka fa rehefa voadona mafy koa dia mety miala. Sa....?
23. Herimiafina ( 21/11/2005 17:39)
Ie, sady ny hymen konkou hono na de tataka aza tsy voatery andeha rà fa matou izy mande rà de tsy nihenjana tsara izany tamin'ilay nanao firaisana.:?
24. tracy ( 21/11/2005 20:40)
zà klou afaka mi confirme mahintsiny we mande rà e!
sady otsan'ny tsonjomina tam antsy mintsy:(
25. fasaly ( 21/11/2005 20:42)
ny ahy kounkou! otranizay mintsy...:x
26. Herimiafina ( 21/11/2005 20:43)
Kay ry tracy, de maninona aza no be de be volontera tsinjomina amin'ny antsy e?8)
27. fameusecousine ( 22/11/2005 04:55)
ny fahitako azy raha brutale be lay bandy fa tsy patient fa maika hamono baolina de tsy relaxer lay sipa de tendu be =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=)):-$
28. Herimiafina ( 22/11/2005 05:02)
de refa tendu be de mbola malefaka kely le hymen de mbola feno ra mikoriana ao amin'ireo lalandrà madinika.
Raha relaxer tsara sy taitra tsara nefa dia mihahenjana le hymen de mihatery le lalandrà ao aminy de tsy de mikoriana be ny rà de mety rovitra moramora sady tsisy rà le hymen. (Source: femeusecousine), hehehe:-D:-D
29. fameusecousine ( 22/11/2005 06:27)
hi ihohiii ary ianoa zany anie toutes cles ehh ..toa miasa be ny coco nao(l)=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))mahavoa zay azonao ka=))=))=))=))=))=))=))=))
30. Herimiafina ( 22/11/2005 06:33)
Tsitanao mivanjavanja be ngah io hoe source fameusecousine, 2005 io, tany amin'ny coco -nao ireny no nalaiko, hehehehe:-D:-D:-D:-D
31. xxx ( 22/11/2005 08:55)
toa miteny amin'ny teny tsy fantatro ny ato izany le :-D :-D :-D:-D:-D:-D:-D:-D
32. watafon ( 22/11/2005 09:34)
ravaka :le hymen mihitsy no rovitra k !izy io zany nefa misy lalan-drà ao anatiny, ka raha rovitra izy d mande rà fa io ndray arakaraka ny fandraisantsika azy oe ôtriny aôna moa le mande rà fa na indray mitete aza d efa izy zay !
33. deghany ( 22/11/2005 13:48)
ialako ato fa toa mampandé ra zany!!!!=))
34. mandrindra ( 22/11/2005 15:13)
dia mitondra alikôla sy vovo daholo izany amin'ny voalohany.
35. fasaly ( 22/11/2005 15:37)
ié zà hitondra bande mintsy fa sao babarà be kou!
36. Herimiafina ( 22/11/2005 16:15)
serveta mintsy entina de atôvy bedabe , hehehehehe:-D:-D:-D:-D
37. fasaly ( 22/11/2005 16:45)
bodofotsy mahintsy aza e! iny matevina tsara
38. Herimiafina ( 22/11/2005 17:06)
de eponge kounkou de seripiera ngo de raraka amin'ny tany. hehehehe:-D:-D:-D:-D
39. majakely ( 23/11/2005 06:50)
:-D
40. watafon ( 23/11/2005 10:33)
:-D:-D:-D za irery v no tsy mba himeme !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1977