mpisipa milay

1. gasitiako ( 17/11/2005 14:19)
nisy mpisipa tany ambanivohitra, namonjy bal, nony tonga ny t@ 12 alina de nilaza te hatory le jôba, de naterin'ilay kôfa tao @ trano fatoriana iray zay efa be mpatory be satria efitrano iray malalaka be de samy manao ladina an-tany ao, de lasa le kôfa avy eo fa mbola te handihy hono nefa lery tôkalah be ary efa dôzy izy t@ nanatitra an'ilay jôbany, réserveo place eto akaikinao za an, hozizy mantsy ny sipany, nony niverina lery mba tadidiny tsara aloha ny toerana na dia efa tena katry be izy fa ny scène de izao, natory nifamototra t@ le sipa lery, nanao 69 zany e, le sipa efa matory be tsy mahatsiaro izay ambonin'ny tany, hany ka na ny zipony aza efa any tratrany, tonga i ranamana de nanafosafo, mba noeritreretina fa takolak'ilay sipa nefa ravin-daisoa, nidiran'ny rivotra ary le sipa ka nandefa rivotra nanao hoe sssssssss, lery nefa nidemande, de hoverin'edala fa mandà le sipa de hozizy, zay indray enao
novalian'i Veloo ny 20/11/2005 02:30
2. fasaly ( 17/11/2005 14:22)
hihihi! tsy ratsy! kou tsy de raikitra ve ny nanaka be hoe: tsy niborosy nify njay enao androany zany neny a!
3. Herimiafina ( 17/11/2005 17:18)
Hitako ny fika handavana le sipa izay klé, hehehehe, decouverta ity, hehehe eureka, heheehehe:-D:-D:-D:-D
4. Veloo ( 17/11/2005 17:58)
:-D
5. ari.malala ( 18/11/2005 05:24)
ary tianjiko mints le mamerina ry gasitiako an hehehe
6. mamzelkely ( 18/11/2005 07:20)
mahagaga tokoa fa tô miverina in 2 dôly izy zany :roll::-D:-D
7. gasitiako ( 18/11/2005 13:52)
ari ko, mamerina retsy no tsara a, atao inona koa 1 mande tsy miverina
8. Veloo ( 18/11/2005 21:08)
:roll:
9. dadabe ( 19/11/2005 12:32)
:* aza miongana indry ry veloo a,le misopirana ihany ny antsika:-$
10. Veloo ( 20/11/2005 02:30)
:roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0814