mba omeo toro hevitra!
1. jos13
(
17/11/2005 10:21)
inona avy ny fitaovana ataonareo vhv mba ahatonga anareo mahazo bandy revenareo!, na efa miaraka aminareo na ny mbola tsy miaraka aminareo!, ohatra: manao mikata ve sa miavonavona b sa ....., na koa we formule!? fa mba mahaliana ahy ilay sujet !
novalian'i fameusecousine ny 21/11/2005 22:05
2. hesham
(
17/11/2005 11:10)
Teneno izy hoe tiako ianao e , na arabao fona dia itsikitsikio fona refa fanena nareo , aza mikata be fa manaova simple fotsiny :-D:-D
3. lilbon
(
17/11/2005 11:14)
le mody domina kely ny tanany de mianjera le kitapony de avy eo mody ampiana izy less mandroaka entana a! hihihih
4. xxx
(
17/11/2005 12:54)
tssssssssssss tsy mifankahazo koa le resaka ko izy manotany we inona ny ataon'ny vhv mba ahazahoany ny bandy reveny fa tsy we ahoana ny atao rehefa te hikoty sipa hi hi hi hi
5. ari.malala
(
17/11/2005 13:25)
za alo ts manao nan in na in e, refa tena tiko b izy d teneniko we tiko d zay
7. fasaly
(
17/11/2005 14:11)
zà njay plus que sympa be mahintsiny de mandeha ho azy le izy.....rehefa ouvert am resaka rehetsa de mi poinsa foana le tena but e! hihihi
8. xxx
(
17/11/2005 15:23)
izany no filana lehilahy @ nareo? raha toaka le zavatra fotsiny no tianareo omena azy dia tsara ny torohevitrareo fa raha hoe ho mandrakizay ny itiavanareo azy dia aza izany fa ny lehilahy anie tsy adala e!
9. mamzelkely
(
17/11/2005 15:29)
alaivo namana izy alo zay conseil vôlo de mande ho azy eo iny aveo fa aza diso atao lalina lôtra le amitié fa manajary ts poins tsony a de aveo miova tsikelykely enao de refa tena odiny fanina fôna de teneno amizay izy we enao efa no tiko fa natahotra za:wink: courage ky a fa qd même ùanaova ihany zolizolie a:wink:
10. xxx
(
17/11/2005 16:40)
Ny vehivavy ange tsy afaka hanantena be an'izany e. Ny lehilahy no misafidy araka izay tiany, fa ny an'ny vehivavy Eny na Tsia amin'izay tonga eo ihany.
Raha te-hitapitapy aza ianao, dia aza amboarimboarina be le fiainana fa lasa ohatra ny mihatsara ivelan-tsihy. Ohatra hoe anontaniana franchement aloha lery hoe "Enao ve mety miaraka amina sipa ni-decl taminao?" Raha eny dia hainao ny tohiny. Fa raha tsia dia ataovy hoe "Déclaréo ary za hoe!"

11. fasaly
(
17/11/2005 16:58)
xxx: ka zay nga tsy sipa mangididy ka lay zavatra fotsiny no omena! e! tsy miady aminay zany fa zay mila fitiavana be mahintsiny ange e! tsy maintsy miaraka reo sinon tsy mi poinsa le fika be..
kou raha tsy mpanao variboba zay kou!
kou raha tsy mpanao variboba zay kou!
12. Herimiafina
(
17/11/2005 17:34)
Toa otsan'ny tsy misy fika iznay izy io kou, vorona ve hiova ho saka mba hahazaka alika.
Refa mety ny tantana de mety foana, le mitsikitsiky sy le mairahaba an'i vivi zao tena bonne be fa tonga de remarken'i herimiafina avy hatrany an.
Tonga de cible verouillée avy hatrany, de shoot de target destroyed amin'izay.
Eny e, fa ny ahy ny tena reveko amin'ny sipa tonga de le manasa hirevy pi, amin'iny izy mamomamo iny tonga de mivoaka daholo ny any ampo retsaretsa fa tsy manao cinéma tsony. hehehehe:-D:-D:-D:-D

13. xxx
(
17/11/2005 18:00)
Les hommes trouvent des solutions aux problèmes
Les femmes trouvent des problèmes aux solutions
Tena ao tsara, plein dans le mil izany sipa mamaly izany :!:
Ny vevavy koa ange mila voatsiary foana e. Efa fantatra izao fa tsy anjaran'ny vehivavy izany, mbola mitady ihany hoe handeha hikôty. Dia rehefa tsy voa-géré ilay problema tadiavina avy eo dia izao mitonatonana izao.
Heverin'i Jos13 koa angamba fa hoe misy bouton tsindriana dia zaka izay olona tiana. Dia izay misy an'io bouton io no tadiavina. Izany no hoe mitady ny tsy misy.
Raha tia anao le bandy dia miteny aminao. Matoa izy tsy miteny dia tsy tia anao spécialement izy izany. Dia eritrereto ilay saim-behivavy: izany no hitadiavana fitiavana bedebe mintsiny, sady maharitra!
Raha ohatra an'izay izany ilay bandy, dia tsy misy afa-tsy fomba iray: tairina ny maha-bandy azy. Izany hoe ilay fika be no tsy maintsy alefa aloha.
Ny bandy mi-decl aminao ihany no afaka anantenanao fitiavana lehibe sy maharitra. Tsy ho azo daholo Babay sy Lohavohitra.
Ny vehivavy tsy afaka hanao ohatra ny lehilahy, fa tsy mitovy ara-boajanahary mihitsy ny fiziolojia sy psykolojian'ny fitiavana eo amin'ny lahy sy ny vavy (ny anatomia efa hain'ny rehetra). Enfin, ho an'izay hetero :)
14. xxx
(
17/11/2005 18:04)
jos13:
inona avy ny fitaovana ataonareo vhv mba ahatonga anareo mahazo bandy revenareo!, na efa miaraka aminareo na ny mbola tsy miaraka aminareo!, ohatra: manao mikata ve sa miavonavona b sa ....., na koa we formule!? fa mba mahaliana ahy ilay sujet !
Izao mihitsy ny posologie an'ny ody fitia. Tandremo fa lasa mpamosavy eo ny farany 8O :twisted: :evil:
16. Veloo
(
17/11/2005 19:38)
tssssssss rehefa mifampijery fotsiny dia tonga dia ita na eny na tsy a.. Ny maso no ahitana ny rehetra oooo
17. hesham
(
18/11/2005 02:44)
Mbola mitana ny hevitro fona za eee , hihihihi, ny ahy io mahomby fa ny ana in1 tsy iarahako (sex)iny olona iny fa tsodaiko fotsiny dia efa afapo za .:-D:-D:-D
18. pika
(
18/11/2005 07:34)
sariaka tsy miavona na amin'iza na amin'iza dia ny maso mijery koa asiana kely ...::-D
dia toa mandeha ho azy koa tsy mila mitady izao sy izao
tsotra ihany :lol:
dia toa mandeha ho azy koa tsy mila mitady izao sy izao
tsotra ihany :lol:
19. xxx
(
18/11/2005 16:10)
aza kivy jos13 a! tsy maintsy misy anjaran-dry foana eo! ary dia izay no lasa vadin-dry!experience hitako @ fiainana izany! Manàna patience e! Misy tonga dia mety foana misy elaela vo mety misy maharitra be mihitsy vo mety! fa tsy maintsy misy voatazonao foana eo @farany!
20. fameusecousine
(
21/11/2005 22:05)
aza mieritreritra lava fa ho avy eo ihany io ka ,,ho leo eo ndray ianao ka =))=))=))