Ampidiro aloha ny tenimiafina
MITADY ASA
1. ndzar
(
16/11/2005 19:40)
mba mitady asa zay mahita efa 4mois za no teto paris manana express za raha mba mahita asa ho ahy ianareo fa tsy azo declarena za
:?:?:?:wink:
2. Herimiafina
(
16/11/2005 21:31)
Le mitatitra entana ary anontaniana, tsy tadidiko hoe taiza fa nisy nandefa annonce mitady gasy hitatitra entana tato.
3. livanklifa
(
16/11/2005 22:40)
Mandehana ise mankeny @bulding Montparnasse @ 3 na 4 ora maraina eo(rue de l'arrivée),fa misy fampiasana mizara gazety eny, dia hanontanio fa mba sympa ihany ilay olona eo...Mahereza fa misy aza efa ela noho izany hono!!:oops:
4. Herimiafina
(
25/11/2005 19:38)
Efa hita ve le asa o? hehehehe :-D:-D
5. diamondra27
(
06/01/2006 03:07)
nahita izy zany matoa tsy niverina tsony satria OQP