kikou doly , mbo m'tady tononkira hiran'i Njakatiana en duo tsy aiko iza no miaraka aminy mihira an'io fâ takizao râ tsy diso zâ
-Ny foko , mitoniha , raha sendra anontany ny hotakotakao , aoka mba ho sarin'ady , ny rangotrangotrao................ m'saotra :-*:-*
slt daoly an!!mba mila vonjy ny akama;mba mitady le hiran'i Bodo sy Naivo t@zany andro zany.tsy aiko ra tena "fisarahana" no titre fa tohy izao ny extrait:"...tsy ho ahy angamba ianao;izaho ko tsy ho anao...angina tsy hiteny aho sao... dia potika sy lo ny fiainan-tsika roa..."faly b za ra ba valinareo!MERCI