Mitady tononkira

1. LouAnne ( 13/11/2005 11:03)
kikou doly , mbo m'tady tononkira hiran'i Njakatiana en duo tsy aiko iza no miaraka aminy mihira an'io fâ takizao râ tsy diso zâ
-Ny foko , mitoniha , raha sendra anontany ny hotakotakao , aoka mba ho sarin'ady , ny rangotrangotrao................ m'saotra :-*:-*
répondu par youp le 21/11/2005 08:22
2. chipie1 ( 13/11/2005 14:24)
jereo fa hirany i bodo io "ry foko " misy ao aminy tononkira serasera !
3. LouAnne ( 13/11/2005 16:53)
chipie1 , kikou ! m'saotra be de be , tena io mintsy le hira tadiavko! :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
4. chipie1 ( 15/11/2005 19:12)
tsy misy saotra o !
5. youp ( 21/11/2005 08:22)
slt daoly an!!mba mila vonjy ny akama;mba mitady le hiran'i Bodo sy Naivo t@zany andro zany.tsy aiko ra tena "fisarahana" no titre fa tohy izao ny extrait:"...tsy ho ahy angamba ianao;izaho ko tsy ho anao...angina tsy hiteny aho sao... dia potika sy lo ny fiainan-tsika roa..."faly b za ra ba valinareo!MERCI
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0583