tsory e!!

1. xxx ( 10/11/2005 14:04)
Fa maninona wa nareo vehivavy no rehefa tsy tia tsy miteny tsotra fa dia mody fanina na dia tsy hita sy tsy miraharaha tsotra izao??
novalian'i jennifer2 ny 26/12/2005 22:28
2. lilbon ( 10/11/2005 14:11)
hihii! de hodio fanina koa less izy a!:P:P:P
ela koa sahirana amy zany !:-D:{:-D
3. Fanja1 ( 10/11/2005 14:40)
eny wa ry lilbon:lol:
4. jentilisa ( 10/11/2005 14:47)
k'efa fantatrao izany ny fanaony koa inona indray moa?
5. Mike ( 10/11/2005 15:02)
tonga d ialao pa ko ry baina refa ho ratsy iany ny tatara a
6. Ragadona ( 10/11/2005 15:09)
Azo atao alo ny tonga d mipitsika toko, kanefa ko misy sipa sasany mody manao an ireny mba hi insistevan la aminy, fa ny ao an tsainy efa mazava hoe manaiky. Ka tsara ihany ny mba ametrahan lery question mba hanomezan ny sipa ny teoriany, na au moins mba hahatonga ny sipa hitsotra avy hatrany mba tsy hampiroro saina : na eny na tsia
7. Chuan ( 10/11/2005 15:22)
ka na ny bandy koa aza manao an`io xxx
8. Veloo ( 10/11/2005 16:50)
ie wa
9. Mike ( 10/11/2005 17:33)
ka le izy ko ane ragadona ra hanao mody fanina ela b eo v tsy akaleo b ndray le ,refa nalatsaky lery le kozy ka mbola tsy mirarah iany ny sipa d efa tsy hanjary ko zay ra aminah fa ny miala no aingana
10. Herimiafina ( 10/11/2005 18:20)
xxx:

Fa maninona wa nareo vehivavy no rehefa tsy tia tsy miteny tsotra fa dia mody fanina na dia tsy hita sy tsy miraharaha tsotra izao??


Ka nampianarina anay hoe tsy fanao ny miteny olona hoe ratsy tarehy be enao de tsy tiko fa sao de vonoiny na andrasany ankendritohana kou, hehehe:-D:-D

Zivaziva iny fa ity no tena izy: "satria mbola misalasala le sipa de le bandy nefa impatient be".

Otsan'ny asa ihany io, manao fangatahana maro ianao (Bandy) de ze poainsa no idiranao.
De le sipa injay otsan'ny mpampiasa mitady mpiasa de bedabe ny demande de misalasala hoe iza no manja injinja de iny no idirana.

De matou izy mbola mody fanina sy mampifilafila de mbola maka information izy izay.
11. Veloo ( 10/11/2005 18:51)
:^):^):^)
12. Herimiafina ( 10/11/2005 19:08)
Inn hono ty manjo anao rasipa malala? hehehe:-D:-D
13. fasaly ( 10/11/2005 21:09)
nipipika ka nipipika izy io angamba ry hery a!

rehefa mody fanina le sipa de mitadiava ny tsy mody fanina e! vehivavy maro be ity ve kou handany andro amizay fanina any e! sa ahoana an!:cry::wink:
14. Herimiafina ( 10/11/2005 21:18)
De ahoana raha mody fanina daolo ry fasaly, hehe:-D:-D
15. xxx ( 10/11/2005 22:25)
ko sao mamono tena kou ! na so omeny ny aza manadino kou ! za klou mataotra éé ! za tsy hiteny fa hodiko fanina klé !! :roll:
16. Ragadona ( 10/11/2005 22:42)
ka le odina fanina ange vao maika maha be fanantenana. Ra za zao no ataon dry an zany d vao maika mitakisina manaraka, tsy aleo mitsotra fotsiny hoe tsy raikitra d miala le bandy
17. Herimiafina ( 10/11/2005 22:55)
De ahoana njay zany le hoe tsy raikitsa ry Ragadona nefa avy eo roa andro aty aoriana de hoe raikitsa tampoka njay. hehehehe:-D:-D
18. Ragadona ( 10/11/2005 23:22)
ka tsy tonga d mipitika lavitra ange na dia tsy raikitra aza fa manara drindrina eny ihany alo mitaratra zay tena ho fidonany
19. Herimiafina ( 10/11/2005 23:42)
De efa nisy sipa hafa injay efa nahatara vao nipoitra le iray nampifilafila teo de ahoana zany, erahana daolo ve izy roa? hehehe:-D:-D:-D:-D
20. lilbon ( 11/11/2005 04:44)
herimiafina > efa nodina fann kou ! avelao indray alou ho fanina tsara eo :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1006