tsory e!!

21. xxx ( 11/11/2005 04:54)
Ragadona [ Valio ] 11-11-2005 03:22:08
Lohateny : Re : tsory e!!
ka tsy tonga d mipitika lavitra ange na dia tsy raikitra aza fa manara drindrina eny ihany alo mitaratra zay tena ho fidonany

reveko e
22. pika ( 11/11/2005 05:44)
raha mody fanina izy tsy tia izany nefa tsy te ho ratsy fihavanana koa
raha izy izay no tonga dia tezitra ambava tsy tia fa ampo taralila e
23. fairylady ( 11/11/2005 06:53)
ka zao anie ry xxx ehhh ...ndray2 ny foma fijery voalohany mandiso ..de aleo aloha mieritreritra tsara fa misy manja bandy ohatran ny tena hoe milay nefa rehefa tafaresala ela2 ianao de hitanao fa frime no betsaka ..fa ny tena manahirana ny miaraka amina bandy tsy miresaka firy ka tsy misy fomba mba ahafahana mahalala azy be be kokoa ...
24. Herimiafina ( 11/11/2005 06:55)
Ie, tsy tia raha mody fanina, raha tia mantsy detsy misalasala na au moins mody mampifila fa tsy elabe izany.

Miankina amin'ny fomba ni aborder-nao anazy ihany io, raha toa ka mitovy amin'ny nataon'ny bandy rehetra de norma izy raha misalasala satria mety miheritreritra hoe hay ity mitovy amin-dry zalahy sasany ihany.
25. fairylady ( 11/11/2005 07:57)
hafa kely ny eritreritrao zany ry herimiafina ...ianao koa mandinika be .
26. Herimiafina ( 11/11/2005 08:00)
Ie, ampiasaiko le côcô nomena anah kah, atao inona fotsiny moa io côcô io tsy ampiasaina ve? hehehehe:-D:-D:-D:-D
27. ari.malala ( 11/11/2005 11:46)
coco nambolen'iza ry Herimiafina? :D:-D:-D:-D:-D
28. cocorie ( 11/11/2005 12:25)
toa otsan'ny efa coco rasé nefa mbola zen kely
29. fijo ( 12/11/2005 05:35)
cocorie io an,
ny ahy raha mody fanina dia lasa aho,mitady tsy mody gisa.
30. Ragadona ( 12/11/2005 08:58)
Ny ahy ra mody fanina le sipa dia arahako moramora eny ihany fa sao mianjera
31. Herimiafina ( 12/11/2005 22:25)
Ny ahy raha mody fanina le sipa de lasa akamako be mahintsiny de manadala anazy eny zah fa tsy serieux tsony an, hehehe
32. hesham ( 13/11/2005 00:54)
otran`ny anaovanao ana ve zany ry herimifina hihihih
33. fairylady ( 13/11/2005 05:44)
raha tsy mody fanina lay sipa fa mbola mandinika aloha ..tokony ho patient kosa ianao eee
34. Herimiafina ( 13/11/2005 05:49)
fairylady:

raha tsy mody fanina lay sipa fa mbola mandinika aloha ..tokony ho patient kosa ianao eee

De ahoana njay le patient ihany de nianjy teo foana, kinanjo avy eo le sipa mahita bandy hafa tampoka teo de iny no niarahany? Efa niainako io, hehehe:-D:-D
Io hesham io mihintsy le nanao an'izay.
35. hesham ( 13/11/2005 05:58)
ka le fofombavanao anie ry herimifina tsy nahatamana ahy e , raha tsy zay mety mba tsy nampiandrasako elabe lah .Conseil rehefa hiaraka amina sipa ianao dia make sure you clean your teeth hihihihihi.Sao mba zay no mahatamana ilay sipa aminao e , na sao dia mba miova hevitra izy hihihi:-D:-D:-D:-D:-D:-D
36. Herimiafina ( 13/11/2005 18:36)
Fa taiza alou no norohanao, sao de tsy vava, maizina kou anie ny andro tamin'ireny isika nihaona ireny e, hehehehe:-D:-D:-D:-D
37. hesham ( 13/11/2005 19:01)
hihihihihi retsaretsa kah :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D diovy tsara doli ny retsa2 refa mba otrizay eee
38. Herimiafina ( 16/11/2005 20:31)
Otsan'ireny chien de salon ireny ve no tinao tenenina? Refa avy ampandroina de lasa mihoso-potaka kely indray aloha, hehehehehe.:-D:-D:-D:-D
39. jennifer2 ( 26/12/2005 22:28)
tena nampijalin'i hesham mihitsy kay enao ry herimiafina a?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4105