mariage virtuel...

1. diamondra27 ( 05/11/2005 18:01)
ho tohin'ny dinika tao @ hatsikana sy lalao: "fanambarana" de mangataka ny hevitrareo @ity mariage virtuel sy divorce ity. Ny site dia: www.lemariagevirtuel.com
2. mirabel ( 05/11/2005 18:05)
efa tsy mahita atao intsony ny olona ka dia mamorona izao hadalana rehetra izao
3. Herimiafina ( 05/11/2005 23:36)
Kay leity e, bedin'i mamanay zah fa nisy sary visa A be tao, hehehehe:-D:-D:-D:-D

Tsara le mariazy virtoaly kah, tena tsara.
4. xxx ( 06/11/2005 09:32)
mirabel > marina mihitsy ---
herimiafina > 8) 8)

5. hesham ( 06/11/2005 13:35)
mieritreritra ny hanao mariazy virtuel amiko anga herimiafina :-D:-D:-D:-D
6. Herimiafina ( 06/11/2005 22:22)
hesham:

mieritreritra ny hanao mariazy virtuel amiko anga herimiafina :-D:-D:-D:-D


Possibla, sady zah katity velona de aleoko eto ihany enao no ampiakarina fa tsy atao réel sao de lany vola fahatany eo zah, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
7. hesham ( 06/11/2005 22:50)
:-D:-D:-D:-D:-D
8. Herimiafina ( 06/11/2005 22:52)
Io vanitika fanaonao io mihintsy le mahatara anah aminao, hehehe:-D:-D
9. hesham ( 06/11/2005 23:02)
tsy matanty charemko mintsy ianao ity an , raha mahita ahy mivantana angamba de tsy haiko tsony :-D:-D:-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 06/11/2005 23:03)
Tsy de ilaiko loatra nefa le mahita anao mivantana fa efa vita taty antsaiko daholo ny zavatra rehetra kinasa hataoko aminao, hehehehe:-D:-D
11. hesham ( 07/11/2005 13:37)
:-D:-D:-D:-D:-Dio njai fa manafina fitiavana , tsy maninn ange eeee :-D:-D:-D:-D:-D
12. Herimiafina ( 07/11/2005 22:22)
Eny ary e, ilaiko tampoka kambony, hehehe:-D:-D:-D:-D
13. hesham ( 08/11/2005 13:16)
tara kely njai ianao herimiafina , za nefa vao niova hevitra vao teo .:-D:-D:-D:-D
14. Herimiafina ( 09/11/2005 06:07)
Sipa sadika tssss, zah eo foana e, le hi-s,oppose amle izy e, hehehhee:-D:-D
15. hesham ( 10/11/2005 03:08)
herimiafina innn an ???????
16. Herimiafina ( 10/11/2005 06:39)
Manmbadiava ne enao eto ka tsy zah le vadinao fa de alehako any ampiangonana any de zah le hanakana iny refa manontany mopera, hehehehe:-D:-D
17. zama91 ( 10/11/2005 15:43)
mariazy tena izy lazaina fa ny virtuel efa tamin'ny taloha be vao nalalala vehivavy
18. xxx ( 22/11/2005 12:52)
ary tou misy pornos be ato anatin'ilay sites e! hitanareo ve ?
19. diamondra27 ( 22/11/2005 14:10)
xxx o ry xxx a! io pseudo-nao nge ka tena porno be e! raha za enao ovaina ka
20. diamondra27 ( 22/11/2005 14:13)
le site misy mariage virtuel no nasaiko nojerenareo fa sous votre responsabilItés raha mijery zavatra hafa ianareo. LA CURIOSITE EST UN VILAIN DEFAUT

De manasa tanana aho an!

Mahaiza tsara mankato teny fa zany no vokany rehefa tsy manaraka izay tenenina o!!!!

averiko indray mariage virtuel no resahina eto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4413