mipatitaka ve ny mpanohitra?
1. jentilisa
(
03/11/2005 07:19)
Nanao fanamabarana Atoa Alain Ramaroson fa tsy misy izany fihaonana amin'ny mponion'Antananarivo amin'ny 13 novembre izany fa amin'ity volana ity ihany aloha e! Mahavariana! tsipahiny izany ny 13 novembre!
Mipatitaka ve ny mpanohitra?
Nanontaniana'ny mpanao gazety izy tamin'ilay raharaha tany Mahajanga fa tsy namaly! nahatezitra azy ve ilay fihetsika tany dia aleo apetraka mangina?
Na dia be aza ny tsy mety atraon'ny mpanohitra ilaina ny fananana fanoherana hendry hahahendry ny mpitondra fa tsy hampanjakazaka azy!

novalian'i pika ny 04/11/2005 07:58
2. pika
(
03/11/2005 07:32)
tetik'ady daholo izany sao angamba everiny oh ny tany atsiranana misy manao famorina koa entina handravana tsy hoe tsipahiny fa noho ny daty mbola tsy azo antoka hoe oviana no tapaka mazava sy mety ary nahazahoana alalana dia sarotra aminy ny miteny
3. pika
(
04/11/2005 05:43)
jereo anie ny tany Etats unis e raha nilahitra teny andalambe ireo mieritreritra ny hanalana ny filohampireneny dia nizotra tsara ampilaminana navela nalalaka tsy nisy ny korontana izao mety mba ho hiravona ho toy ny tsy nisy
fa ny eto amintsika dia ..... ka raha hisy rĂ latsaka dia mety ho ratsy ny tohiny ka na ny andaniny indrindra ny eo @ fanjakana dia tokony hieritreritra
avelao izay haneho ny heviny haneho rehefa tsara ny nataonareo mpitondra tsy mahatarika olona izy miravona ho azy eny ihany
ary mba t@ tolombahoaka ihany koa anie no naha teo andra8 e
matahotra angambany hoe ny atao no miverina :-D

4. jentilisa
(
04/11/2005 06:42)
Ny an'ny mpanohitra kosa anie tany Diego ka tena fanafihana mihitsy no nataony e! asa raha nahita tamin'ny sary ianao ilay bokony anankiray saiky hibirda fotsiny izay ny basin'ny miaramila iray iny. Raha tany amin'ny firenenkafa no nisy tahaka ireny inona no mety hitranga?
5. tangalamaitso
(
04/11/2005 06:58)
Raha ny fahafantarako azy (ahitsio aho raha diso) dia efa nisy toerana hahazoan'ny mpanohitra alalana hanaovany famoriam-bahoaka. Toa tsy afa-po tamin'io toerana io ry zareo, dia nanao "forcing" handeha @ toeran-kafa izay tsy nahazoany alalana. Dia izay no nahatonga ny fifandonana. Dia aleo miainga avy @ izao zava-nisy izay ny fanehoantsika hevitra fa tsy tonga dia manome tsiny ny an-daniny na ny an-kilany. Sa ahoana hoy ianareo???
Ny mpanohitra manan-jo haneho ny heviny, ny fitondrana koa manana adidy hitandro ny filaminana sy ny fananan'ny vahoaka. Samy mtitombona ireo zavatra roa ireo. Mianga avy @ izay no ahafahana mitsara hoe iza no tsy nanja izany.

6. jentilisa
(
04/11/2005 07:22)
Asa raha lavitra ny tanAna izany lapan'ny tanAna any Antsiranana izany fa nolavin-dry zareo tampoka teo! ritz ihany hono
7. pika
(
04/11/2005 07:58)
za aloha tsy mitsara hoe iza no diso na iza no marina fa ny tokony hisy hoa dia tokony hanome malalaka ny mpanohitra ha neho ny heviny ny fitondrana mba tsy hisy korontana dia toy izay koa ireo mpanohitra izany manaja ny filaminana ...
tadidio koa fa misy ny mpananararaotra sy ny te hanamaimbo mety ho voakarama koa aza mba entina ....
tadidio koa fa misy ny mpananararaotra sy ny te hanamaimbo mety ho voakarama koa aza mba entina ....