majamoro
1. zefalah
(
24/10/2005 14:08)
miarahaba tompokilahy,miarahaba tompokivavy.
mba te antany ny tena de mba manoratra.
raha jerena de mirona any @ lay fitiavana doly doly ny tanora ankehitsiny,zaho koa ao anatiny.
ka hoy aho hoe: MISY FETRANY VE NY FITIAVANA?
mba te antany ny tena de mba manoratra.
raha jerena de mirona any @ lay fitiavana doly doly ny tanora ankehitsiny,zaho koa ao anatiny.
ka hoy aho hoe: MISY FETRANY VE NY FITIAVANA?
novalian'i maditra ny 26/10/2005 06:21
2. fasaly
(
24/10/2005 14:16)
miarahaba nao tompoki zefa a!
aoana kou aza izany fanontaniana izany misy fetrany aiza sy mankaiza.????
inona zany majamoro?????
aoana kou aza izany fanontaniana izany misy fetrany aiza sy mankaiza.????
inona zany majamoro?????
3. akamatiana
(
24/10/2005 14:57)
:-D:-D:-D:-D majamoro ve teny egyptiana ??
tsisy fetrany ry zefalah ny Fitiavana zany a hihihih
tsisy fetrany ry zefalah ny Fitiavana zany a hihihih
5. vale
(
24/10/2005 17:27)
matahotra an'ile fetrany anga zefa? ka io rehefa mijanona ny fetrany iray dia misy foana ny manomboka, raha tsy hoe enao no tsy te hirona @ le fitiavana intsony!
10. Herimiafina
(
24/10/2005 17:51)
manao lamoro fa inn njay? Otsan'ireny fanaontsika sy enao ireny, tsy tadidinao tsony ve? hehehehe:-D:-D
11. ravakamalala
(
24/10/2005 17:56)
efa hoe aza tenitenenina fa enao kou an! mba tsiambaratelo tsika!:wink:
12. Herimiafina
(
24/10/2005 18:01)
hay eny ary e, mifandamoro en cachette njay zany isika klé. hehehehe, fotoana rariva atsy ambadika atsy hehehehe:-D:-D
13. ravakamalala
(
24/10/2005 18:07)
raha ilay mifandamoro indray dia azo lazaina fa tsiisy fetra ka, ny anay aloha tsisy fetra e! ny masoandro mody no mampalahelo!! hein Herimiafina?!?:lol:
14. Herimiafina
(
24/10/2005 18:09)
Marina ny anao kah, fa zontsika sy enao tohizana anie na amin'ny alina aza e, sa bedy? hehehe:-D:-D:-D
15. jajaf401
(
24/10/2005 19:11)
refa lany ny point fort retraretra dia zay no fetrany eh, oh eo @ fitiavana sipa refa lany ny taviny sy ny volony de efa tsy hay ntsony :roll::roll:
16. Herimiafina
(
24/10/2005 19:23)
De ahoana zany le rabaofy be mbola mitana be reny ry jajaf401? Favy kou reny an. hehehe:-D
17. zefalah
(
24/10/2005 21:08)
majamoro==> dikany amour.
majamoro? io la langue franse dikany amoro.
le fantanina anie mazava e.
hoe ...IAZA NY FETRAN"LAY FITIAVANA?
sa tsisy fetra?
majamoro? io la langue franse dikany amoro.
le fantanina anie mazava e.
hoe ...IAZA NY FETRAN"LAY FITIAVANA?
sa tsisy fetra?
18. Herimiafina
(
25/10/2005 00:36)
Tsisy fetrany kah, ny olona fotsiny no be fepetra be de lasa otsan'ny hoe misy fetrany le fitiavana.
tsy le fitiavana no misy fetrany fa le olona no mametra be dirandoza anlé izy.
Peace and love. I peace you(l)
tsy le fitiavana no misy fetrany fa le olona no mametra be dirandoza anlé izy.
Peace and love. I peace you(l)
19. cutie
(
25/10/2005 02:10)
Mpandefa : zefalah [ Valio ] 24-10-2005 16:08:43
Lohateny : majamoro
miarahaba tompokilahy,miarahaba tompokivavy.
mba te antany ny tena de mba manoratra.
raha jerena de mirona any @ lay fitiavana doly doly ny tanora ankehitsiny,zaho koa ao anatiny.
ka hoy aho hoe: MISY FETRANY VE NY FITIAVANA?
Rehefa tsy tia anao tsony le oul na tsy tinao tsony de zay ny fetrany .