majamoro

21. cutie ( 25/10/2005 02:20)
de le anao zany no mbola tsy tapitra , fa ny an;le ray no efa
22. Herimiafina ( 25/10/2005 02:30)
Ie, de le fitiavana zany tsy misy fetra fa le olona no mametra azy.(l)
23. maditra ( 25/10/2005 02:49)
Raha misy zavatra mbola important kokoa noho ny fitiavana dia misy fetrany ny fitiavana. Arakaraka olona ihany anefa io.
24. Herimiafina ( 25/10/2005 02:57)
Ie, de mbola le olona foana izany no mametra azy.(l)
25. cutie ( 25/10/2005 03:18)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 25-10-2005 04:30:48
Lohateny : Re : majamoro
Ie, de le fitiavana zany tsy misy fetra fa le olona no mametra azy.


ka ny fitiavana koa anie tsy mandeha rery zany e

Mpandefa : maditra [ Valio ] 25-10-2005 04:49:11
Lohateny : Re : majamoro
Raha misy zavatra mbola important kokoa noho ny fitiavana dia misy fetrany ny fitiavana. Arakaraka olona ihany anefa io.

marina io
26. Herimiafina ( 25/10/2005 03:30)
Fa ahoana no hahafahana miteny hoe ty important noho ny fitiavana ry zareo.(l)
27. cutie ( 25/10/2005 03:38)
anontanio i maditra hihihihihi
28. Herimiafina ( 25/10/2005 04:38)
Enao zao no niandany taminy teo donky enao kou zany tokony mba mamaly anah kely, hehe:-D
29. cutie ( 25/10/2005 04:44)
tsy zao aloha , fa refa veo zany valiako
30. pika ( 25/10/2005 05:08)
ny tena fitiavana marina tsy misy fetra mety hoe nihezaka ny nankahala fotsiny izy raha nanao ny tsy nety ny iray fa ny fony anefa mbola mitepo fitiavana foana
izany oh no mahatonga ny olona sasany na efa ampirafesina aza dia mbola mitapify eny foana na misaraka fa mbola mihezaka izay hanenjehina sy hamaliana faty matoa mbola tezitra mantsy mbola tia izay
31. lilbon ( 25/10/2005 05:13)
tsy azoko koa ange ry zefa zany e!
toi ve tsy tanora sa le tanora tsy mirona any amy fitiavana e?8O8O8O
fa mvarolavo mankéza :?::-D:-D
32. Herimiafina ( 25/10/2005 05:53)
Love be daholo ho anareo mianakavy kely ato, love sans fetra.(l)(l)(l)(l)
33. mamzelkely ( 25/10/2005 08:17)
hatraiza zany sans fetra zany ry herimiafina..:-D:-D:-D
34. zefalah ( 25/10/2005 21:27)
ka inona no mahatonga an'le oul hiteny hoe: EFA TSY TIAKO TSONY IANAO?
35. cutie ( 26/10/2005 03:08)
zefalah, zay le fetran;ny fitiavany zany koa
36. maditra ( 26/10/2005 06:21)
herimiafina:
Fa ahoana no hahafahana miteny hoe ty important noho ny fitiavana ry zareo.

Amin'ny Kristianina ohatra dia Atra. Atra dia tokony ho ambonin'ny fitiavana (amour ce que j'aime io an, entre olon-droa) raha toa ka tena kristianina marina ny olona.
Ny harena ohatra, misy olona manambady olona manan-karena dia iny izao no hamerany ny fitiavany, raha tsy manan-karena la olona iny tsy tiany.
Ny ray aman-dreny, misy misaraka amin'olona tiany satria tsy tian'ny ray aman-dreniny ny fiarahany amin'ilay olona. Ny ray aman-dreniny izany no important kokoa noho ny fitiavany. Ireo izany exemple fa tsy tiako fotsiny ny hamaritra ny atao hoe 'fetran'ny fitiavana'.
37. lilbon ( 27/10/2005 08:47)
ka le fetran'le fitiavana alou de we mandra-pahatsy tia intsony e!
in11 1andro de tsy tia
in11 1volana de tsy tia tsony,
in11 1 taona de zay vao tsy tia,
in11 10 taona de leo amy zay,
nysasany mandrakizay!
samy manana ny fetrany avy
38. dadabe ( 27/10/2005 11:07)
:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4083