mitady mpianatra tao barikadimy toamasina

1. diamondra27 ( 21/10/2005 11:23)
Miarahaba anareo rehetra ny tenako. Dia mba mAngetaheta ny namana zay nianatra tao barikadimy t@ 1987 - 1991 e!
Mba mahafinaritra manko le matsiaro ny fahiny e!
novalian'i xxx ny 26/10/2005 11:41
2. xxx ( 21/10/2005 11:24)
za mpianatra tao fa ahoana? I Mr Aristide no aty France raha tsy diso za
3. xxx ( 21/10/2005 11:26)
Toa any @ sud any no betsaka ry zalahy koa,

Le kala avy any Ambato iny zao de any Toulouse
4. manova ( 21/10/2005 13:34)
za nianatra tao, Harinanaja no anarako , fantatrao ve
5. Herimiafina ( 21/10/2005 18:56)
Sao enao de tao amin'ny Stella Maris no noanatra ry diamondra?
6. dadabe ( 22/10/2005 07:41)
sao de mba ilay diamondra tao @ CEG RATSIMILAHO:@
7. perlerare ( 22/10/2005 09:15)
dadabe angaha nianatra tao am am dokotera sandoka?
8. dadabe ( 23/10/2005 06:31)
zah tsy tao fa tao @ stella marius ka :@
9. Herimiafina ( 23/10/2005 07:16)
dadabe mintsy zao le tratran'i Frera Jean Sallat mifoka sigara anay angaboné foana, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
10. diamondra27 ( 23/10/2005 19:06)
ie za akia le nianatra tao @ stella a!, fantandry nga
11. Herimiafina ( 23/10/2005 19:07)
Mpianatr'i Bema zany enao? hehehe:-D:-D:-D
12. diamondra27 ( 23/10/2005 19:08)
Manova: tena tsy fantako ianao fa lazalazao hoe inona ohatra no mety hahafantarako anao kokoa , taiza no nipetraka, conaco sa bâtiment sa prefa?

Ianao aloha sûre fa mahafantatra ahy e!
13. dadabe ( 24/10/2005 05:31)
heri> tena marina lety zany a,ary le miaraka mamely loukss tany @ gare routiere le hahahahaha
14. Herimiafina ( 24/10/2005 05:40)
hehehehe, ny ahy paty sechy no mba fameliko tao fa tapaka zah tamin'izany, hehehe:-D:-D
15. dadabe ( 24/10/2005 06:01)
:D:D
16. Herimiafina ( 24/10/2005 06:06)
Gina i ra-dadabe marina. hehehe:-D:-D:-D
17. dadabe ( 24/10/2005 06:23)
gina satria elah sady ary (morondava ) no aty (t/ve )
gravy elah kle :^)
18. Herimiafina ( 24/10/2005 06:41)
dadabe kou zany anie sady tany Morondava no tany Tamatave e. Matou mahita anah, hehe:-D
Gravy kou kay dadabe an.
19. dadabe ( 24/10/2005 07:34)
kii samy gravy zany tsika fa saika toi efa any andafy fa zah mbola eto dago kle :°):°)
20. manova ( 24/10/2005 08:16)
diamondra mihitsy angaha no anaranao: taiza ianao no nipetraka, groupe be de be zahay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4447