mitady mpianatra tao barikadimy toamasina

21. dadabe ( 24/10/2005 09:13)
:@oadray fa angaha ihany koa i manova efa tany tamatave le ?? ka tsy ho feno antsika ve izany ny tanana ao dago e?:°)
22. diamondra27 ( 24/10/2005 11:50)
dadabe: herimiafina nge ka sipa fa tsy bandy e!
mahafinaritra aloha ny mahatsiaro nya taloha o!

le oe sady tany morondava no tany tamatave aloha de mety ho vrai ihany raha teratany le olona nefa mianatra any @ province hafa e!

le mi voyage nge tena tsara e

23. dadabe ( 24/10/2005 12:09)
diamondra misaotra anao nanitsy ,de ento aza ny resaka e,zah zao vao t@ volana septembre no tany tamatave de efaq 3000 fmg ny pousse-pousse:roll:
24. manova ( 24/10/2005 18:54)
fantatro ianao e, avy ao ambalajy aho, tao @5 porte 4
Andre no anarako
25. diamondra27 ( 25/10/2005 00:00)
humm aza mba mitsatoka ry manova a! ny dossier nao nge hoe vavy enao de eto jay toa lasa hoe andré?
26. diamondra27 ( 25/10/2005 00:02)
f'angaha tsy misy tsony ny bus?

tsara ihany aloha le pousse-pousse e!mba hafa kely sady tsy misy aty france io
27. Herimiafina ( 25/10/2005 00:20)
Diamondra sao de mivadika daholo izy izany. Manova sipa fa zah bandy, hehehehe:-D

Misy pousy pousy marina ve ao Frantsa klé?
28. dadabe ( 25/10/2005 04:46)
herimiafina> oadray le ingao less ny patalohan'ialahy dia asehoy azy hanamarinany na lhl elah na vhv a?:-D:-D:-D fa aza asaina mitsoaka fotsiny izy an !!aoka samy hiaritra trefle eo kle :@
29. manova ( 25/10/2005 09:04)
ka anakiroa ange zahay no manoratra e
, fantatro ianao, manomboka @ i Ba ny prénom ka ahoana, mitsatoka sa marina
30. diamondra27 ( 25/10/2005 12:44)
tsy misy pousse-pousse ho'aho ho aho aty france fa raha atosiko nareo sy dadabe tsy maninona sady gratuit.
31. dadabe ( 25/10/2005 15:50)
oadray le inona daholo lety zany ampamooko zany a:{:{tratra indray zadry le
32. Herimiafina ( 25/10/2005 16:01)
Mbarakaly, ny anay lahaly tsara be de akory aby lahaly.
Lava si fanotsafatsika zao.
Mandigny anareo eto mi zah.(l)
33. xxx ( 25/10/2005 20:58)
ary zalahy reto zany nitety an'i gasikara le:cool:
sw
34. xxx ( 26/10/2005 11:41)
hita ko...
zelkely=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0434