Taxi-brousse

1. notron ( 19/10/2005 13:32)
Ilay taxi-brousse avy any Tamatave hono efa tonga teny Ambodivona vao fantatra fa latsaka tany Brickaville ny motera ee!
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 18:57
2. Herimiafina ( 19/10/2005 13:45)
De teo koa vao fantatra fa ra-Herimiafina kay no nitondra anlé izy tao, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
3. tafita ( 19/10/2005 14:44)
Izany ahay ka mba mampitsiki
mampivelatra ny nify
4. sonwin ( 19/10/2005 15:27)
ka tafita ihany ilay fiara na tsy nisy motera aza koa,soa ihany fa mbola vao ny nify aza no nivelatra:°)
5. Veloo ( 19/10/2005 19:57)
=))=))=)) aiza ko ry reto zany oe taxi brousse tsisy motera ka tonga tany tamatave??? srieux ve reto zany za oe tena blaguy tokoa =))=))=))
6. Dezy ( 19/10/2005 21:24)
sérié zany ry Veloo,ny voyazera no nanosika mandrampatonga tao ambodivona
7. rlj ( 20/10/2005 05:35)
Nisy motera ilay taxi-brousse fa motera hafa natao teny ambony porte-bagage ilay latsaka
8. pika ( 20/10/2005 05:37)
:°)koa tsy ho .... izany i herimiafina nitondra an'ilay izy
tandremo izany aza mety mandeha raha izy no mitondra
9. ari.malala ( 20/10/2005 07:13)
soa ihany za fa tsy nande fa i herimiafina matoatoa v no mitondra, lasa any andavaka eo kle
10. mamzelkely ( 20/10/2005 07:56)
za alo de efa nijanona mits fa natahoatra e...:-D:°)
11. ari.malala ( 20/10/2005 08:00)
ko tsika 2 aza niara ni anuuler reservation fa i herimiafina no sôfera ko:-D
12. dadabe ( 20/10/2005 16:02)
zah tsy kopy:@
13. Dezy ( 20/10/2005 16:51)
mbola tsy tonga tsara dadabe zany an ,:@:@:@asio maina kely klou dadabe an
14. Veloo ( 20/10/2005 17:02)
dadabe mbola tsy ao kle nefa mampime be, nareo reto mahay ka =))=))=))=D=D=D
matin-dray aloha lery e hehehehehhe
15. sasa ( 21/10/2005 05:35)
fa in re ity e mampmé be le izy rehefa eritreretina tsara.
Tara elah ry dadabe an, misakana taxi fa tsssssssssssss
16. ari.malala ( 21/10/2005 05:41)
ko dadabe variana manamaina ko aiza no ho kaopy e ;):P
17. naritsimba ( 21/10/2005 10:57)
kay le taxi-brouse Volswagen de tany @ vodiny no nisy motera nefa r'izalahy tany aloha no nosokafany
18. sonwin ( 21/10/2005 14:06)
zay ilay hoe manokatra any amin'ny tsy izy
19. ari.malala ( 21/10/2005 14:52)
=))=))=))
20. Veloo ( 21/10/2005 15:28)
=))=))=))=)) sonwin ty tssssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6284