Vady tokana

1. LazaRandri ( 18/10/2005 01:17)
- raha manambady roa ianao dia izay ilay antsoina hoe bigamy
- raha manambady maro dia izay ilay antsoina hoe polygamy
- raha manambady tokana kosa indray hono dia ... monotony hahaha!
novalian'i gasitiako ny 22/11/2005 10:50
2. Herimiafina ( 18/10/2005 02:06)
De ahoana injay zany ny polytony, :-D:-D:-D
3. estine ( 18/10/2005 06:30)
na ny lalanan'ny fiarahamonina aza de mandrara ny fampirafasana,maika va fa ireo lalanan'ny fivavaha nefa @musullman na bigamy na trigamy eny fa na ny polygamy aza dia mety foana ary ara coran mitsy io ,ary @fiarahamonina de ze zakan'ny tsenanao ihany:idea:
4. hery ( 18/10/2005 08:04)
estine> na ny an'ny silamo aza (raha tsy diso aho) dia ny lehilahy ihany no mahazo manambady maromaro (hatr@ 4) fa ny vehivavy tsy mahazo. Raha tena tsara izany dia tokony ho afaka nanao azy daholo na ny vehivavy aza
5. xxx ( 18/10/2005 09:12)
tokana ihany no manja ka!
6. fiaritiana ( 18/10/2005 11:22)
marina izany
7. ari.malala ( 18/10/2005 11:27)
hatsikana serieux b v? niresaka t@ ol silamo ah fa misy tohiny le hoe mahazo manambady hafa raha toa ny vadinao ka tsy miteraka, nefa koa raha eken'ny vadinao le fampirafesana azy, d 4 no farany azo vadiana.
8. Herimiafina ( 18/10/2005 12:10)
Mampirafesa tsara anie nareo reo e, fa tonga de ampiariko ny lalanan'ny fiaraha-monina, hehehehe :-D:-D:-D:-D
9. mamzelkely ( 18/10/2005 13:02)
tonga de apenaro zao ry force a..:-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 18/10/2005 13:16)
Ampenarina inona hono ndroky? hehehehe :-D:-D:-D:-D
11. mamzelkely ( 18/10/2005 13:20)
le firaha-monina vô eo enao no niteny anzany...:roll::-D:-D
12. Veloo ( 18/10/2005 16:39)
mamzelkely io (raherymiafina) anie retsy tsy mahalala izay noresaihiny akory a :-D:-D:-D.
Dia loza tokoa ireto islamo kle... Tssssss rehefa mahay mirevy ry LazaRandri tsy monotony zany ny vady a:^):roll::roll:
13. kiali ( 18/10/2005 17:00)
LazaRandri:

- raha manambady roa ianao dia izay ilay antsoina hoe bigamy
- raha manambady maro dia izay ilay antsoina hoe polygamy
- raha manambady tokana kosa indray hono dia ... monotony hahaha!



de inona zany monopoly????
14. bo ( 18/10/2005 18:07)
monogamy angamba ko, sa tsy izany!
15. sasa ( 19/10/2005 05:05)
hi hihihi hi hi vady tokana sipa tokana
mmmmmmmmmmmhhhhhhhhhhh izany izao milay be kou
16. ari.malala ( 19/10/2005 05:53)
ndao marina hialalao monopoly kiali a
17. dadabe ( 19/10/2005 06:02)
Mpandefa : sasa [ Valio ] 19-10-2005 07:05:00
Lohateny : Re : Vady tokana
hi hihihi hi hi vady tokana sipa tokana
mmmmmmmmmmmhhhhhhhhhhh izany izao milay be kou
fa toi ve ra sasa tia mamporafy ihany a??:?:
Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 19-10-2005 07:53:54
Lohateny : Re : Vady tokana
ndao marina hialalao monopoly kiali a

inn le monopoly fa zah kou hilalao hiaraka aminjy:@:@:@
18. mamzelkely ( 19/10/2005 06:29)
tonga njay ty dadabe de manetroka njay ...

veloo< be lôtra ky le lazain herimiafina de ts tadidiny tsony a..:-D
19. sonwin ( 19/10/2005 15:31)
inona moa zany ny tena kozy eto?:roll:
20. Jemes ( 19/10/2005 17:58)
De raha tsy manambady izany de GAMY ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3947