Herizo Razafimahaleo

1. notron ( 15/10/2005 07:22)
Voalaza fa sarotra ny fiainana.
- Miakatra ny vidim-bary.
- Miakatra ny saran-dalana.
- Tsy tapitra ny déléstazy fa vao maika mitombo.
- Soa ihany fa nisy ny Pazzapa nahafahan'ny olona nanary dia ka tsy nahatsapa izany rehetra izany.
- Mangina ny mpanohitra.
- Mangina koa ny mpanao politika.
- Ny Leader Fanilo tsy hay intsony na mpanohana na mpanohitra.
Naheno aho fa hiakatra plateau Savaravina ao @ RNM @ Alahady izao i Herizo Razafimahaleo.
Niavoaka tao anaty fahanginany ve sa hilaza zavatra hafa?
Sao dia an'isan'ireo nahazo bonbon dia nangina?
Ho hitantsika eo izay ho lazainy.
Ho fantatra koa ny heviny momba ny raharaham-pirenena.
Raha izao manokana aloha dia tsy mahay politika afa-tsy ny politikan'ny kibo e!
Ha ha ha ha ha!
Pôlifika ééééééééééé
novalian'i pika ny 19/10/2005 09:48
2. jentilisa ( 15/10/2005 10:39)
Misaotra @ filazana e!
3. Herimiafina ( 15/10/2005 11:41)
Mahafatifaty ahy be ileiry iny an, mahate hanongo be ny takolany, otsan'ilay amin'ny biski socobis reny, heheheheheh :-D:-D:-D:-D
4. Solofoniaina ( 15/10/2005 16:10)
Hiresaka zany ny Ngeza, tsy ny takolany ihany no ngeza, fa ny lohany
5. hps ( 15/10/2005 20:10)
fa ny akotran'ny lohany kosa angamba kely ô!
6. Herimiafina ( 15/10/2005 20:15)
eeeh, te-hahita ngah io hps? :-D:-D:-D:-D
7. hps ( 15/10/2005 20:21)
f'anga nareo efa nahita eh? :roll:
8. Herimiafina ( 15/10/2005 20:24)
Jereo tsara le refa mipetraka iny izy, hehehehe:-D:-D
9. sipagasy ( 15/10/2005 20:26)
:idea:inona no jerena rehefa mipetraka izy dia aiza koa ny anopazana ny maso izany???,:roll:
10. Herimiafina ( 15/10/2005 20:27)
Mon kamarady sipagasy, jereo tsara iny lohalika an'ileiry iny fa tena kely an, hehehehe:-D:-D:-D:-D
11. hps ( 15/10/2005 20:36)
ka ny ravim-pitombenany lery ange no mameno ny seza rehefa mipetraka izy eh!:^)
12. Herimiafina ( 15/10/2005 20:41)
Zalahyreny ngamba le tsy mba nanao regime.
13. estine ( 17/10/2005 06:55)
ary ny masobeny ao anaty solomaso angah tsitanareo
efa fanaon'ny politien io milentika io de mipotra indray toy ny lelon-jaza manadio tena aloha ao anaty fahanginana de avy eo mipotra ary mody manohana de avy eo manohitra .
ho hita eo 'zay hapokany e :?::!::idea: nany tavy no hipoka na sarombilanin-DRA8
14. chipie1 ( 17/10/2005 07:45)
:-D:-D
15. pika ( 17/10/2005 10:22)
fa raha ny nambarany kosa aloha dia mampieritreritra ihany e fa zavamarina avokoa fa tsy hoe manohitra be fahatany fotsiny :idea:
esy e ry vahoaka mlg e :cry:
16. LazaRandri ( 17/10/2005 11:03)
ny mapieritreritranah zao de oe:
- efa vita ny fenarany sa ningitrika izy nankny am panao gazety? hahaha.
- fa naninona i STEDIC no matiantoka?
17. pika ( 18/10/2005 05:56)
raha samy hitsingoloka anie mahita ambara e fa ny zavamisy @zao aloha no jereo dia fakafakao
izay ambaran'ny mpanohitra rehetra misy lafiny tsara tokony ho raisina fa tsy hoe ratsy avokoa
toy izany koa ny ambaran'ir8 misy ny tsara misy ny ratsy na efa hita fa izao aza ny firenena dia soloina vetivetika ny helico tsy ahena mihitsy ny 60milliards natokana hivezivezeny
18. LazaRandri ( 18/10/2005 06:07)
Marina tokoa izany ry Pika. Misy anefa ilay fitenenana iray manao hoe "Charité bien ordonnée commence par soi même".
Dia voakasik'io avokoa na ny milaza azy ho mpanohitra na ny mpitondra. Ary ireo tsy maty manota ireo no maha valalanina ny tsimandadiharona, satria samy tsy misy azo itokisana :)
19. jentilisa ( 19/10/2005 07:48)
Sahirana tokoa angaha ny olona saingy tsy hitany izay asolo izay mitondra na dia izany aza. Mamba noana daholo!
20. pika ( 19/10/2005 09:48)
izany indrindra izao no mbola mampimpirina aloha hoe iza no asolo an-dra8 fa tsy lasa
ireo koa anefa ekena fa efa ....
raha izao mantsy no ........:-w=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0686