voyage

1. boubounezy ( 14/10/2005 13:21)
maninn mou tsika ré oula aty ampita na avy aiza na avy aiza ra mba manao ireny voyage organisé ireny fa sady mora ny frais no mba mahita ny tany ny tena, dé refa tonga any dé manao fety bé iraisana. sa aona ozy nareo??? sady na hanao voyage any @ pays hafa aza dé mora fona ra miaraka maro no sady mahita tany?
zany hoe: tsika équipa ny sera2 aty ampita na ato @ dinika na ao @ namana. ZA ALOU TENA VONONA BE MINTSY E! reo vaza mahita tany maro be reo zany doly no ataony ka maninn tsika no tsy mba hanao fa ny so fianatra angé hono e!
novalian'i ariel ny 26/12/2005 14:36
2. Veloo ( 14/10/2005 18:27)
to otrany tsy mety ny aty kle :(
3. boubounezy ( 14/10/2005 20:03)
fa aona ry veloo??? lé izy angé ra ny falalako azy vo maro fotsiny dé efa izy e! mety ka! fa ra tsy mety dé teneno i ra boubounezy fa mety mahita solution


Veloo:

to otrany tsy mety ny aty kle :(



4. Herimiafina ( 15/10/2005 02:25)
Aiza ary ny hahitana an'i boubounezy fa zay avy foana raha vao resaka fety sirtout misy voyage organisé zany e. :-D:-D:-D:-D
5. vale ( 15/10/2005 10:34)
teha hevitra mety aky zany ry boubounezy à!
6. boubounezy ( 15/10/2005 11:46)
zany owa sady itako mafinaritra bé lé miaraka maro aky a! fa aloany hanaovana anizay dé afaka manao rencontre sera2 @ région 1 tsika dé fidina hoe aiza no tsy manahirana ny retra. en tout cas ra vo aty @ko no fidiny oul dé ajenjiko ato doly nareo retra fa ny tranoko t1 sady miakatra any andanitra fa5 étage a! fa ny embience assuré pendant ny séjour alou e! ka zao é! andao hitady kila fa dé hijanona @ toerana 1 fona ve aky? sady tsara ho fantatra angé na ny culture ny hafa aza e!interréssant non?
MANATENA ZA ALOU FA MBA HISY KILA AKY A!


vale:

teha hevitra mety aky zany ry boubounezy à!



7. Herimiafina ( 15/10/2005 12:21)
Za alou de hoa avy any e.
8. boubounezy ( 15/10/2005 13:57)
ntsoooo!!! tongava ary fa aza mifin'é!


Herimiafina:

Za alou de hoa avy any e.



9. Herimiafina ( 15/10/2005 17:10)
Eeeeeeeh, tanjemo ary sao matahotra anlé pouvoara be ananako, afaka hamahana olana maro zany pouvoara-ko zany f'enao ngah ahoana an? hehehehehe :-D:-D:-D:-D
10. boubounezy ( 16/10/2005 15:01)
enao oa manapatsinay fon'e!=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))


Herimiafina:

Eeeeeeeh, tanjemo ary sao matahotra anlé pouvoara be ananako, afaka hamahana olana maro zany pouvoara-ko zany f'enao ngah ahoana an? hehehehehe :-D:-D:-D:-D



11. Herimiafina ( 16/10/2005 15:03)
eeeeh, tsy tafavoaka amin'izany le zavatra be nohaninao iny fa tanjemo, misy ambotaiazy ngah ao amin'ny tsinainao ao? hehehehe:-D:-D
12. boubounezy ( 17/10/2005 14:25)
zany mintsy ka, enao mintsy no natonga anizany


Herimiafina:

eeeeh, tsy tafavoaka amin'izany le zavatra be nohaninao iny fa tanjemo, misy ambotaiazy ngah ao amin'ny tsinainao ao? hehehehe:-D:-D



13. Veloo ( 18/10/2005 16:26)
boubounezy a za aty amerika zany no nilazaiko oe tsy mety ka:{:{
14. boubounezy ( 18/10/2005 22:12)
eeeeeeeeeeeeehhh ka ra lavitra bé enao dé tsy maty mintsy satry sarotra bé kou angé lé managona oula na dé samy mifanakaiky aza e! fa dé nataoko iany lé hevitra alou, fa refa mahita reny namako manao lé voyage organiser io za dé itako mafinaritra bé ny fijeriko azy satry sady maro no mahita tany


Veloo:

boubounezy a za aty amerika zany no nilazaiko oe tsy mety ka:{:{



15. Herimiafina ( 20/10/2005 04:52)
Mety kah, na aty zamerika aza enao ry Veloo.
16. Herimiafina ( 20/10/2005 04:57)
NB: mbola malalaka ve le lit à deux place fatorizan'i toi iny ry boubounezy raha hisisika eo zah refa tonga any aminao? hehehehehehehhe :-D:-D:-D:-D
17. Veloo ( 21/10/2005 14:20)
boubounezy a,
ie za aky ty voyage organize a fa tsy mahita hoe gasy fotsiny kle hhihihihih
18. Herimiafina ( 21/10/2005 19:01)
Ka enao tsy mety miteny aminay hoe aiza enao kou.:-D
19. Veloo ( 21/10/2005 19:14)
odry za miandry fotsiny dia izay aleha alehako doly ka hihihihihih
20. Herimiafina ( 21/10/2005 20:37)
Teneno amiko aza de alehako any enao d ehanao progr kou tsika de aza adino fa za tsy mandeha raha tsy misy kaly sy fanjiana hidodozako.hehe:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1895