voyage

21. boubounezy ( 23/10/2005 13:34)
aty marseiile za zareo a!



Veloo:

odry za miandry fotsiny dia izay aleha alehako doly ka hihihihihih



22. boubounezy ( 23/10/2005 13:35)
efa no teneniko anao ry herimiafina ny misy ana a!


Herimiafina:

Teneno amiko aza de alehako any enao d ehanao progr kou tsika de aza adino fa za tsy mandeha raha tsy misy kaly sy fanjiana hidodozako.hehe:-D:-D



23. Herimiafina ( 24/10/2005 04:14)
Gay gay gay, tseromin'i boubounezy keliko aho marina mafy, efa hitako kah , efa hitako fa kasa hanadala an'i Veloo fotsiny zah.:-D
24. LazaRandri ( 25/10/2005 02:32)
boubounezy:
aty marseille za zareo a!
aiza oaiza zany marseille?


25. Herimiafina ( 25/10/2005 02:40)
Any Frantsa any, any ami-dry boubounezy kely. (l)
26. LazaRandri ( 25/10/2005 07:11)
aiza oaiza any izany ry Herimiafina?
27. Veloo ( 25/10/2005 20:37)
zay ny andry ry hery tsara ho andry zay io retsy boubounezy treromy ao a =))=))=))=))
28. boubounezy ( 31/10/2005 20:56)
enao kou nge any italie e! akaiky kely ny misy ahy;-)


Herimiafina:

Any Frantsa any, any ami-dry boubounezy kely. (l)



29. boubounezy ( 31/10/2005 20:56)
:lol::lol::lol::lol::lol: veloo



Veloo:

zay ny andry ry hery tsara ho andry zay io retsy boubounezy treromy ao a =))=))=))=))



30. ariel ( 26/12/2005 14:36)
de aiza zany ry boubounezy no andanana any @ toi ve sa any italy, otrany misy ol mananihany koa nie lay resaka e! za koa aloa tena vonona be mintsy ra tanteraka io e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1606