bandy gasy sy sipa ...

1. xxx ( 08/10/2005 16:29)
Ianareo ve mihevitra hoe efa tena zakan'ny sain'ny bandy gasy ny sipa siantifika (ireo mandeha lavitra amin'ny fikarohana sy ny fianarana, fa tsy hoe izay mahay siansa) indrindra moa fa hoe manao matematika?
novalian'i xxx ny 20/11/2005 21:08
2. Herimiafina ( 08/10/2005 17:03)
Ie zakan'ny sain'ny bandy gasy satria bandy no betsaka nanao siansa noho ny sipa sirtout matematika. hehehe:-D
3. mumu ( 08/10/2005 18:16)
xxx fa maninona no tsy ho zakany?
4. xxx ( 08/10/2005 18:50)
mumu >>> oups - tsy haiko fa miresaka dia toa izany no zavatra tsapako ... mafy loha hono e, be argument ony fa tsy azo tenenina in-1 e ... nefa izaho tsy mahita izay ifandraisany mihitsy.

fa maninn raha ny lhl no be siantifika?
(ok, tsy ny bandy gasy rehetra izany eh)
5. xxx ( 08/10/2005 20:28)
marina mihitsy io lazain'i xxx io fa tena tsy zakan'ny sain'ny bandy gasy mihitsy ny sipa siantifika. Tsy haiko mahatsiaro tena ho complexé angamba ry zareo? asa?????? Marina aloha fa tsy ny bandy gasy rehetra e! fa ny ankamaroany.
6. maditra ( 08/10/2005 22:37)
Zaka kah, f'angah favy be izany scientifika izany? Fa ny olana fotsiny dia toa tsy dia mba manja be izy ireny dia aleo alou mandeha mitady any amin'ny lettre any fa toa any hono no misy ny manjamanja. mrd :lol:
7. Herimiafina ( 09/10/2005 02:15)
Tsy dia tsara tokoa ny siantifika loatra satri lasa born/, maitriser-n:ny matematika ny loha nefa ny loha no tokony hahametrizy ny matematika.:-D:-D:-D:-D
8. xxx ( 09/10/2005 09:18)
maditra sy herim >>> ao fa andefasako sarin-na sipa siantifika gasy nareo ... :wink:

9. Lejim ( 10/10/2005 01:14)
xxx> tairo ary e, fa sao dia zakanay eo fotsiny. hihi
10. Herimiafina ( 10/10/2005 01:37)
Ao parisa ao zao miosy anlé miss Mada taloha iny, matematika pure mahintsiny.

Alefaso aty anaovanay algebre de Boole favy be e. hehehehehhee:-D:-D:-D:-D
11. pika ( 10/10/2005 05:42)
raha misy ny tsy mahazaka misy koa ny mahazaka ary mitady sipa scientifique mihitsy aza
ireny izany tsy be filoriny eo @fiainana e nefa go foana
12. Herimiafina ( 16/10/2005 13:56)
Favy ny sipa siantifika kah, mifandanja tsara amin'ny atodohan-draHerimiafina zany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
13. xxx ( 16/10/2005 14:04)
Ka izany ange no ilaina eh! Tsy ny lehilahy ihany no natao hampandroso fa isika rehetra eh.
14. Herimiafina ( 16/10/2005 14:07)
Eeeeeeh, zany tokoa moa, eeeeh, ela azah tsy nahita an'izany an. hehehehe:-D
15. xxx ( 17/10/2005 11:08)
ny fahitako azy somary very ny feminité n'ny sipa scientifique matetika dia izay angamba no tsy itiavan'ny bandy azy . Jereo ange any @ sciences fa tsy sipa manao jean sy pull matevina e, nefa any @ lettres , sipa manao talons sy maquillage, decolleté ... anao ny safidy ary e, chacun son goût
16. xxx ( 17/10/2005 14:14)
xxx > :cry::cry::cry:
17. Herimiafina ( 19/10/2005 22:00)
Ary nareo ve efa nahita blôndy siantifika tany andafy tany?
18. lilbon ( 21/10/2005 12:43)
xxx> avia atoroko tsara fa zakan'ny bandy gasy hoatra ana tsara ny fisainan'ny sipa siantifika!
argument samy manana na bandy gasy ty na sipa gasy
19. Herimiafina ( 21/10/2005 20:55)
fika njay mampijaly vady daholo.Ny bandy siantik
20. angelgirl ( 27/10/2005 18:34)
zazao sipa manao mathématiques de ahona ,nefa za sady mpanao maquillage no mpanao mini-jupe ,za koa anefa efa nianatra momba ny volo anaovako ny ahy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2251