bandy gasy sy sipa ...

21. angelgirl ( 27/10/2005 18:37)
sady ny bandy gasy aloa tena tsy mahazaka n'izany sipa siantifika zany satria ireny no tena be atidoha,ny bandy gasy koa mbola be ego loatra e! raha vao difin'ny sipa na kely aza de tsy zakan'ny sainy loatra zany
22. fijo ( 04/11/2005 05:26)
aza dia lomorina ry zareo fa mahamenatra an
23. lilbon ( 04/11/2005 10:58)
tss safidy io r'zalah ah!
za tena tsy de mahazaka le sipa le tsy afaka miresaka na tsy manana argument siantifika injay aza !
tonga de resaka do^do foana raha tsy zany de shopping ve ?
24. xxx ( 04/11/2005 16:15)
milay be i libon.
25. RADOUXE ( 04/11/2005 18:50)
angelgirl:

sady ny bandy gasy aloa tena tsy mahazaka n'izany sipa siantifika zany satria ireny no tena be atidoha,ny bandy gasy koa mbola be ego loatra e! raha vao difin'ny sipa na kely aza de tsy zakan'ny sainy loatra zany


Ka akory ary atao e itado voza b zany njy mazao ze ilaina ary ko
26. fijo ( 09/11/2005 21:40)
ary angel grillé izany anie le mola vozongo ireny e
27. xxx ( 10/11/2005 12:38)
ity fijo ity mihitsy angambany no bandy may vava njinja ato le :-D :-D lazaina aloha fa lomorina - dia avy eo lazaina fa mola vozongo - tssss :-D :-D
28. Ragadona ( 10/11/2005 20:04)
Ny ahy ndray na siantifika, na filozofy, na leiterera....refa tiko d tiko fona. Fa ny mifanohitra am reo eritreretinareo ireo ndray nomba tonga ao an tsaiko refa mijery ireo sipa, tsy voatery hoe siantifika fotsiny, fa ireo mianatra be, oh manao doktora. Be am izy ireny no eo amin ny 25-40ans eo hoeo fa tsy manam bady na tsy misy miaraka aminy mihitsy ka angamba ry zareo no manana compleksa d mitady bandy favy be, d mialangalana koa ny bandy mahita azy, d izay
29. Herimiafina ( 10/11/2005 23:05)
Tsy zakan'ny olona mahintsiny hoa zany hoe mahay noho izy izany enao tany ampianarana e. Tsy maintsy misy mankahala foana izany major izany, nefa le major mba bandy favy ihany.

De torak'izany kou refa mba sendra mandalo ianao de manampy an'ilay ankizy hanao ny devoarany ka hainao le izy de tezitezitsa be izany izy. tssss

bizara mahintsiny hoa isika zanantany frantsay itony e. tsss
30. xxx ( 11/11/2005 06:45)
Ragadona > izaho manokana tsy manana compleksa izany aho - tena sariaka tsara mihitsy, ary mpananihany; fa ny collegues-ko tsy mitsahatra miteny hoe ho sahirana izay ho vadiko satria hono aho mahita tenenina foana, tia miady hevitra loatra, ary maharesy lahatra matetika - nefa dia olona efa samy an-dalam-pamitana fianarana izao ihany.

ny zavatra hitako koa dia heverin'ny olona fa busy be foana - ary tsy mieritreritra afa-tsy fianarana ianao rehefa hoe mahay :(

herimiafina > ianao izany mihevitra hoe tsy resaka olon-droa ihany io fa fiainana ankapobeny? sa tsy azoko tsara.
31. Herimiafina ( 11/11/2005 07:18)
Amin'ny fiainana ankapobeny de zao no mitranga.

Manao sentiment de compensation ny olona voateritery, ny voazanaka, sns, de tsy te ho proma eo amin'ny lafiny rehetra.

Ka raha misy mihoatraazy de tezitraizy.

Ohatra tsotra: firifiry moa ireo mitondrafiara no tezitra refa depasser-na.

Izay nefale lomorina tenenin'i fijo, tsy mi respekta fa manao kritika manimba mba hisembatsembanana ny hafa tafita kokoa noho izy. tssss.

Mbola antony anomezako tsiny ny frantsay io zavatra io.
32. Ragadona ( 11/11/2005 13:40)
misaotra ry xxx a, enga anie mba ho toa anao ko ny hafa d amin zay diso io fomba fijeriko etsy ambony io
33. fijo ( 17/11/2005 23:05)
asa aho na may vava na ahoana fa le mpanoratra ngah nangatsiaka vava?
34. xxx ( 19/11/2005 19:47)
aoka lehiretsy a!!!!:{:{:{ mba akombony @zay fa maimbo vava
35. xxx ( 20/11/2005 21:08)
raha akombona vao maika maimbo koa!! andramo ange ry xxx e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7984