izaho ilay nitady namana

1. Naina ( 03/10/2005 17:05)
Misaotra an'i scorpion na dia tsy fantatrao aza ireo olona notaaviko dia isaorana foana e!
novalian'i fijo ny 07/10/2005 19:26
2. scorpion ( 03/10/2005 20:58)
tsy misy fisaorana foana ka
3. Herimiafina ( 04/10/2005 03:39)
Izaho indray le tsy mitady namana, fa misaotra anareo ihany na dia izany aza. hehehe:roll:
4. Veloo ( 04/10/2005 13:42)
o ra hery a :roll::roll::roll:
5. Herimiafina ( 04/10/2005 13:49)
Ahoana izay ry Veloo? hehehehe:-D
6. Veloo ( 04/10/2005 17:02)
enao wa dia manondrana fona eeeeeee:°):°):roll::roll:
7. Herimiafina ( 04/10/2005 20:15)
Ie, zavatra tiako io, ny lavanilina indray izao no mba tiako haondrana ato ho ato fa toa tsy misy fika hono fav mafia be ny mpanondrana any amintsika any kou. Ary ianao, inona no mba fanondranao. hehehehe:-D
8. fijo ( 04/10/2005 21:26)
jirofo letsy atao raha mafia ny ao amin'ny vanilla an.
9. mamzelkely ( 05/10/2005 05:48)
=)) ts aleo ve...inn re e...:-D
10. mandrindra ( 05/10/2005 13:55)
inona tokoa are e ? mba vinanio hoe !!
11. fijo ( 06/10/2005 20:49)
vinaniko kely aloha an
12. sonwin ( 06/10/2005 21:33)
:roll:maminavina :@
13. mamzelkely ( 07/10/2005 08:53)
mhhhhhhhh :roll:
14. ari.malala ( 07/10/2005 12:15)
sakamalao atao e :-D sady reny ony afrodoziaka:-D:-D:-D
15. Herimiafina ( 07/10/2005 16:32)
Afaka hitondranao ve zah de mba mijanonjanona kely eo ianao mandrampahalaniko azy? heheheheh:-D:-D
16. fijo ( 07/10/2005 19:26)
hi hi hi rahery io an,ngah marina i ari mila diziaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6727