izaho ilay nitady namana
1. Naina
(
03/10/2005 17:05)
Misaotra an'i scorpion na dia tsy fantatrao aza ireo olona notaaviko dia isaorana foana e!
répondu par fijo le 07/10/2005 19:26
3. Herimiafina
(
04/10/2005 03:39)
Izaho indray le tsy mitady namana, fa misaotra anareo ihany na dia izany aza. hehehe:roll:
7. Herimiafina
(
04/10/2005 20:15)
Ie, zavatra tiako io, ny lavanilina indray izao no mba tiako haondrana ato ho ato fa toa tsy misy fika hono fav mafia be ny mpanondrana any amintsika any kou. Ary ianao, inona no mba fanondranao. hehehehe:-D
15. Herimiafina
(
07/10/2005 16:32)
Afaka hitondranao ve zah de mba mijanonjanona kely eo ianao mandrampahalaniko azy? heheheheh:-D:-D