fitia mandeha ila

1. jos13 ( 29/09/2005 21:27)
misy vhv 1 tara @ lhl iray nefa ranamana io d tsy miraika @ ilay vhv, inona no tokony atao mba hampitovy tatana anilay fitiavana sy ampikambana azy 2, nefa marihana fa ilay lehilahy tsy d tsara loatra fa ilay vhv kosa d tsara tarehy! inona ny hevitra atao anampiana anilay vhv?
novalian'i kiali ny 07/10/2005 18:01
2. vivi ( 29/09/2005 22:00)
tsy maintsy miezaka manao grand jeu aloha ilay sipa raha tena t ahazo e, sady tokony jereny ny point faiblen'ilay bandy, mety efa fantatrilay bandy we tara fa araraotiny fotsiny ,fa aleo mitady hafa d hita eo ny anaovana azy rehefa avy eo , mahereza e!
3. pika ( 30/09/2005 06:00)
mety hikambana indray mandeha fostiny dia mipitsika avy eo ilay bandy
ny voditsobika aza manatandrify maika moa fa hoe sipa mba tsara ihany tsy iny irery ny lhl eto antany e
4. vaovao ( 30/09/2005 09:34)
Zao koa e! mety hoe le bandy tonga d tena tsy manantena ny hahazaka le sipa d tonga izy d mody tsy taitra f'aleo izy mody hampisehoana toetra sariaka aloha d roboka avy eo e!
5. tol ( 30/09/2005 10:50)
sarotr r reto zany mitia olo ts meritreritr ny tena zany a!miombonkevitr am vaovao za, mety mataotr le band oe ts azaka az,zao e, az de atao antsaina b lotr ono oe so makarar fo!
6. nenisoa ( 30/09/2005 13:07)
7. xxx ( 30/09/2005 15:45)
Ny hampitovy tantana an'ilay fitiavana ve? mety raha tsy dia tsara ilay vhv mety nanintona an'ilay lhl!!!
8. Herimiafina ( 30/09/2005 16:40)
Ka ny an'ilay sipa kou anie mety le bandy tsy miraharaha azy mihintsy no vao maika hitiavany azy e.

Inn no garantie fa raha lasa mampiseho fitiavana tampoka le bandy de mbola tian'ilay sipa foana.

Mety karazana sipa tia mihaza izany sipa izany, tia zavatra tsy mora azo, nefa rehefa azony ze tiany ho azo dia mitady hafa indray izy.

On ne se bat pas en terre conquise hono e.
9. vivi ( 30/09/2005 19:26)
rehefa hampiana tosika io d mety foana e!, angaha ilay sipa tsy manana namana hitambarana @ io bandy io,na olompatatra d manao cinema kely ,fa raha hifampitazana foana kosa aloha d tsy mety e!aleo hasiana action fa tsy miandry top any @!
10. Herimiafina ( 30/09/2005 19:30)
Enao ty ry vivi an, action inn njay?:-D
11. vivi ( 30/09/2005 19:40)
angaha efa taitra sahady!
12. Herimiafina ( 30/09/2005 19:44)
Za aza efa elabe no taitsa kou, nanao ahoana ny alina tao e,nafanafana, adino ny namono le télé de nandé manjaparainan'ny anjo le xxl. hehehehehehehe:-D:-D:-D
13. Avianiandanitra ( 02/10/2005 16:24)
:-D:-D:-D XXL :-D:-D:-D , ary tô hotrany zhay zany klé !
14. sasa ( 03/10/2005 12:00)
hi hi hi hi ary d misy mazoto mijery xxl mintsy ny bandy akama ato klé:-D:-D:-D
15. Herimiafina ( 03/10/2005 23:02)
ötran'ny misy mazoto mi-pratika kou. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
16. Avianiandanitra ( 03/10/2005 23:56)
Raha noforinin'ny mpahary ny fitaovam-panaovana dia hatao inona fotsiny, le XXL natao hanampy anao @zany !:-D:-D:-D:-D
17. Herimiafina ( 04/10/2005 00:08)
Mihinana daholo ve na ny vava any ambony na ny vava any ambany, hihihihi, de aiza no mivoaka raha avy any ambany no mihinnana. hehehehehe:-D:-D:-D:-D:-D
18. sasa ( 04/10/2005 08:26)
Herimiafina:-D:-D:-D in kou no ratsy klé
19. Avianiandanitra ( 04/10/2005 15:57)
tena marin'zany :-D:-D:-D
hoatrany sipozitoara io e, rehefa any ambany, ny rehetra mivoaka, lery rery no miditra:-D:-D:-D:-D
ary lasa resa-boudy fotsiny le izy zany klé,
sa tsy afa-misaraka ny boody sy ny fitiavana :?:
20. kiali ( 07/10/2005 18:01)
jos13:

misy vhv 1 tara @ lhl iray nefa ranamana io d tsy miraika @ ilay vhv, inona no tokony atao mba hampitovy tatana anilay fitiavana sy ampikambana azy 2, nefa marihana fa ilay lehilahy tsy d tsara loatra fa ilay vhv kosa d tsara tarehy! inona ny hevitra atao anampiana anilay vhv?



tonga de mikôty le sipa eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.627