Filazana manjo (USA)

1. hery ( 29/09/2005 07:20)
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa :

Rtoa BAKOLY ANDRIANANTOANDRO

dia nodimandry ny Alarobia 28 Septembra 2005 tao amin'ny Montgomery Hospital, Maryland.

Ny vadiny :
Biclair ANDRIANANTOANDRO

Ny zanany :
Jules ANDRIANANTOANDRO
Bettina ANDRIANANTOANDRO
Andy ANDRIANANTOANDRO

Ny "viewing" dia hatao ny Asabotsy 01 Oktobra 2005 amin'ny 12 ora sy sasany, ao amin'ny:

ROBERT PUMPHREY FUNERAL HOME
7557 WISCONSIN Avenue
BETHESDA, MD 20814

Aorian'ny "viewing", dia hisy fotoam-pivavahana mba ho fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra sy ho fialan-tsasatry ny fanahiny.

Ny razana dia hiala eto Washington ny Talata 04 Oktobra 2005 ary ho entina hody any MADAGASIKARA.

"ITY NO SOLON'NY FAMPILAZANA HO AN'IREO REHETRA IZAY TSY TRATRA ANTSO"
novalian'i estine ny 10/10/2005 08:34
2. ari.malala ( 29/09/2005 07:37)
mamangy @ fahoriana ary mirary fiononana tanteraka ho an'ny fianakaviana.
3. mihanta ( 29/09/2005 08:06)
mamangy am fahoriana mankahery ny fianakaviana am bavaka
4. rurik ( 29/09/2005 08:15)
mamangy amin'ny fahoriana, dia aza misosoka alahelo intsony,
5. Maxou ( 29/09/2005 08:51)
Dia mankahery sy mampionona ny tompon-kavana.
Ataoko fa tombon-dalana ny azy fa kosa izay efa nialoha lalana dia inoana fa hitahy antsika izy ireo amin'ny fanefana ny adidy maro izay mbola hatrehintsika mianakavy.
6. Maxou ( 29/09/2005 08:53)
Dia mankahery sy mampionona ny tompon-kavana.
Ataoko fa tombon-dalana ny azy fa kosa izay efa nialoha lalana dia inoana fa hitahy antsika izy ireo amin'ny fanefana ny adidy maro izay mbola hatrehintsika mianakavy.
7. pika ( 29/09/2005 09:38)
mandeha isika mitsena azy
mipetraka miandry azy ko
koa dia mahaiza mionina
Atry ny fiadanana anie hiharaka aminareo mandrakariva @ zavatra izay mbola tanterahina rehetra
8. mumu ( 29/09/2005 09:41)
mamangy amin'ny fahoriana, dia aza misosoka alahelo intsony.
9. Fanja1 ( 29/09/2005 09:55)
mamangy @ fahoriana , de aza misosoka alahelo intsony.
10. majakely ( 29/09/2005 09:59)
mamangy amin'ny fahoriana é! de mahaiza miononona tompoko!
11. chipie1 ( 29/09/2005 10:18)
dia mirary fiononana feno
12. naritsimba ( 29/09/2005 10:53)
dia mirary fiononana feno ho an'ny ankohonany sy ny fianakaviany rehetra.
13. scorp ( 29/09/2005 10:55)
mamangy @ fahoriana tompoko , dia mahaiza mionana , Andriamanitry ny fiadanana anie omba antsika mianakavy ! aza misosoka alahelo tsony tompoko .
14. vale ( 29/09/2005 11:23)
Miarak'ory aminareo ny tenako Tompoko noho izao voina lehibe izao! Aza misosoka alahelo!
15. jonah ( 29/09/2005 12:08)
aza misosoka alahelo intsony tompoko; de Andriamanitra tompon'ny fampiononana anie hampionona ny fianakaviana izay nilaozany
16. bimanoa ( 29/09/2005 12:37)
Mirary fiononana feno hoan' ny fianakaviany !
17. Samoana ( 29/09/2005 12:52)
Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana.
18. bozimanga ( 29/09/2005 13:32)
mamangy @ fahoriana
19. ramhors ( 29/09/2005 14:17)
Salut Hery!

Mety mba azo atao ve ny mahazo ny numero tel, satria mety tsy ho afaka ny ho tonga any Maryland ny tenako. Zava-dehibe tokoa mantsy @ fotoana hoatra an'izao ny fifanohanan'ny mpiray tanindrazana.
Mamangy @ fahoriana ary handry am-piadanana noho ny famindram-pon'Adriamanitra anie ny fanahiny!

hery:

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa :

Rtoa BAKOLY ANDRIANANTOANDRO

dia nodimandry ny Alarobia 28 Septembra 2005 tao amin'ny Montgomery Hospital, Maryland.

Ny vadiny :
Biclair ANDRIANANTOANDRO

Ny zanany :
Jules ANDRIANANTOANDRO
Bettina ANDRIANANTOANDRO
Andy ANDRIANANTOANDRO

Ny "viewing" dia hatao ny Asabotsy 01 Oktobra 2005 amin'ny 12 ora sy sasany, ao amin'ny:

ROBERT PUMPHREY FUNERAL HOME
7557 WISCONSIN Avenue
BETHESDA, MD 20814

Aorian'ny "viewing", dia hisy fotoam-pivavahana mba ho fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra sy ho fialan-tsasatry ny fanahiny.

Ny razana dia hiala eto Washington ny Talata 04 Oktobra 2005 ary ho entina hody any MADAGASIKARA.

"ITY NO SOLON'NY FAMPILAZANA HO AN'IREO REHETRA IZAY TSY TRATRA ANTSO"



20. Veloo ( 29/09/2005 15:17)
dia mamangy @ fahoriana ho an'ny fianakaviana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1509