Filazana manjo (USA)
22. Herimiafina
(
29/09/2005 16:33)
Miara-ory amin'ny fianankaviana. Mahereza. Mivavaka ho amin'ny fialantsasatry ny fanahin'ny maty.
23. mangidy
(
29/09/2005 17:01)
Maneho ny fiaraha miory @fianankaviana,ary ANDRIAMANITRY NY FIADANANA anie hameno ny banga eo @fianankaviana,sy hampionona anareo.Mahaiza mionona Tompoko.
25. klemntina
(
29/09/2005 18:54)
mamangy ny faoriana,mahereza ary ANDRIAMANITRA anie ampionona sy anampy anareo lalandava.Miara ory @ fianakavina ny tenako
27. mabloo
(
30/09/2005 15:01)
Mamangy amin'ny fahoriana tompoko, Andriamanitra anie hanome fampiononana feno ho anareo mandrakariva!Mahereza indrindra tompoko!
28. tovolahy007
(
05/10/2005 19:28)
Mamangy @ fahorina izahay.Ny varavarana nivoahana no anareo fa ny fahoriana dia iaraha-manana koa aza misosoka alahelo tsony tompoko.Tena miala tsiny betsaka fa efa tsy ao Washington intsony izahay ka izany no tsy naha tao anay.
29. rasl95
(
07/10/2005 09:05)
Mamangy amin'ny fahoriana tompoko, ary mirary fiononana feno ho anareo dia aza misosoka intsony ny alahelo.
30. estine
(
10/10/2005 08:05)
akory aby ianareo tompo mamangy ny fahoriana tompo:
"isika 'zay natera-behivavy hoy ny soratra masina de vitsy andro sady votom-pahoriana mielina toy ny akofa ka tsy mitoetra " ary hoy Jesoa hoe tsy hamela anareo ho kamboty Aho Hanka
"isika 'zay natera-behivavy hoy ny soratra masina de vitsy andro sady votom-pahoriana mielina toy ny akofa ka tsy mitoetra " ary hoy Jesoa hoe tsy hamela anareo ho kamboty Aho Hanka
31. estine
(
10/10/2005 08:34)
estine:
akory aby ianareo ,tompo mamangy ny fahoriana tompo:
"isika 'zay natera-behivavy hoy ny soratra masina de vitsy andro sady votom-pahoriana mielina toy ny akofa ka tsy mitoetra " ary hoy Jesoa hoe tsy hamela anareo ho kamboty Aho Hankatia aminareo Aho.
ataovy toy ny alahelon-dreniomby re ry izy mianakavy ka sady mima no miraoka
dia aza misosoka alahelo intsony
Andriamanitry ny fiadanana anie hitondra ny hanitry ny balisama hanasitrana ny fo maratra! ho tahian'ny Tompo anie isika mianakavy.