Ho avy any Mcar ny president avy eto Allemagne

1. saho ( 28/09/2005 16:12)
Tena hitondra voan-dalana momba ny projet touristique sy ny ecologie izany ra president Köhler ho avy any amintsika @ fotoana 14-17Novembre ho avy izao...

Mino sy manantena aho fa dia hahadio tsara ny tanana na dia noana aza ny vahoaka...mba farafaharatsiny mba madio ohatrany aty Allemagne fa tena mahamenatra be raha maloto sy be fako sns...

Mba inona re no tena politika ambadika hataon'i Ra8 fa toa tonga any daholo ity olona malaza rehetra ity...kanefa lazaina fa mijaly ny vahoaka sns...

Tena izany marina no atao hoe Mystere ny politika fa tsy azo hinoana loatra fa tena hamarotra tanindrazana ve fa tena efa be dia be ny allemand tafiditra any @ resaka projet hotely sy tourisme dia lasan'ny vahiny daholo fa ny Malagasy lasa mpiasa esclave indirect fotsiny...

Mampalahelo fa dia tsy mety raha tsy manambara ny hevitro...miala tsiny e!
novalian'i hps ny 05/10/2005 17:56
2. Veloo ( 28/09/2005 17:21)
Tsara zany, ka ny zanak'i ra8 tsy mihanatra any ko? ry sonwin ko tokony mba ande any dago ko kle =))=))=))=))
3. ainaheri ( 28/09/2005 17:54)
tsotra zany ry saho fa efa akaiky ny fifidianana zao d mody sokafana doly zao lalana retra zao @ zay tampina ny mason'ny reo gasy tsy mahalala n'inon'inona,ka aza marary fo ambony any fa mitovy doly zay tonga ary ataoko adala zay tsy tia ny tenany,nefa ra za @ toerany tsy ihazakazahako mitsy zany lalana amboarina atsy sy aroa zany satria efa nisy lalana teo fa somary simba fotsiny ka ra ny amiko tsy voalohandaharana zany amiko fa tokony ampiakarina kely ireo faripiainan'ireo zara raha mahita hoanina sy ny vidin'ny vary zay fotopiainana no lasa midangana d manjary olontokana no mitsinjara azy zao ka zay lay we monopolisendravalo ny zvtr rehetra ao dago
4. Veloo ( 28/09/2005 19:32)
ainaheri a ka raha izany no ataon'i ra8 dia tianao zany ny fiainan'ny gasy t@ ratsiraka nitondra? :twisted::twisted:
fantatra fa miakatra be ny fiainana any dago tsy any irery io fa na aiza na aiza.. ka mba omeo fotoana kely anie ity pitondra atsika mba hanao ny asany eeeeeeee
5. Herimiafina ( 28/09/2005 23:48)
Tôm ôtran'ny hody kou za fa sao resindRatsiraka eo njay. Sao de ileiry no tonga alohako any. eheheheheheh. Olo-mody marina. eheheheheh:-D
6. Veloo ( 29/09/2005 16:32)
hery a mandana aingana moa e :-D:-D:-D:-D
7. Herimiafina ( 04/10/2005 04:04)
Enao ty de ho taraiky any amin'ny bekintana any mba marina mafy moa an. Miteraka zana-bekintana marobe any.
Aiza moa enao io ao Florida?

Tsy aleonao mody miaraka amiko rehefa decidé hody zah?
8. LazaRandri ( 04/10/2005 04:44)
saho:

Mba inona re no tena politika ambadika hataon'i Ra8 fa toa tonga any daholo ity olona malaza rehetra ity...

"malaza" ve izany president Allemand izany? :)


9. hps ( 05/10/2005 17:56)
aleo ho avy zay ho avy mba hijery ny fahoriana manjo ny gasy aty Dago eh!ny tsara angamba tonga de hanomanana mangahazo maina sy ronono tiko @ izay tratran'ny fandrekirekena;manahy mantsy zah sao dia efa mba hijery zay ho anjarany aty koa io taranak'Hitler io ka hibata zay zakany fa tsy hitondra soa ^:^^:^o^o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2646