Zanam-bady

1. angelastela ( 28/09/2005 11:38)
Mba inona decision raisinao na torohevitra azonao omena raha sendra ireny zanam-bady tsy tia ireny,nefa zahay mivady mifankatia, mba miezaka zaho ho tia ilay zaza fa izy tsy mila eh, tonga de tsoriny mihitsy, noho ary nasainy nisaraka @ko ny dadany raha tia azy hono devantkoio ah! nefa na ny reniny tsy fantatro,efa 20 taona mahery no nahafaty ny reniny.olana @ko ilay izy fa tena tsy hitako izay ataoko re olo.
2. fasaly ( 28/09/2005 11:46)
de manasà tanana e! refa saro-tiavina de inona no azo hatao amzany e! lay izy kou resaka hasarotoampiaro, fa ny fandraisany zao de nalainao ny place n'i reniny de lasanao ny fitavana misy ao amy dadany tokony ho azy irery, misy ny ankizy tena manana izany toetra izany, fa manàna faharetana aza atao manakarary fo fa rehefa lehibe afaka miasaina sy mandanjalanja tsara izy de ho foana izany rehetra izany, ny adidinao atao fa aza manaiky ny hitshiny sy ho entiny amy zay tiany fotsiny.
de bonne courage bonne chance e!
3. vale ( 28/09/2005 12:03)
Tena marina tokoa io voalazan'i Fasaly io! Fahasarotam-piaro no mahatonga izany, tena manahirana tokoa io an! Mba mahita ireny fandaharana @ télé ireny aho manko mikasika io cas iray io fa tsy mora! Ary maninona raha alefa any @ ireny "internat"ireny izy hijerena izay fihetsiny, @ izay manko tsapany tsara fa hafa ihany ny irery eo anilan-dRay sy Reny! Mba toro-hevitra ihany ny ahy! D mahereza é!
4. booboo ( 28/09/2005 12:16)
miombon-kevitra @ Fasaly.
Refa tonitony izy dé tsy tsara ve raha miresaka tsara nareo ?
5. fasaly ( 28/09/2005 13:29)
ka le alefa any amy inernat angamba tsy mety satria sao raisin'ilay dadany ho hanao ankilabao amy zananay eo ndray de mitombo ndray ny blem, raha tsy hoe teneràna anareo mivady angaha
6. 060363 ( 28/09/2005 13:31)
Azo atao tsara koa anie ny manao fikarohana kely fa amiko ny mandefa azy any @"internat" ireny tsy dia vahaolana loatra satria vao maika mi-éloigner anareo mivady ka vao maika mitombo ny hantsana efa misy anelanelanareo. Aleo hoy aho mikaroka foana hoe : inona no zavatra mi-atirer azy, izay zavatra tiany ohatra(point faible_ny ) dia iny no exploiter-na ne serait ce que pour commencer ary tsy dia misy maharatsy azy mba hisiany complicité entre nareo roroa ohatra raha tsy mahadiso : hadalàna kely izay tsy dia ankasitrahan'ny dadany. Izay aloha ny eritreritro !
7. pika ( 28/09/2005 14:07)
mety ho kely angambva ny différenceny taonanareo mianaka, ianareo mivady mihitsy no miaramanamboatra ny sainy, indrindra ny rainy dia tokony haneho fitiavana azy foana .... alaivo moramora ny fony fa aza maika be... any aoriana any mety ho tsapâny ihany
ary tsy dia mety loatra araka ny tenin'i060363 ny mandefa azy any @ internat
mahereza e, dia ankino @Atra izany
8. deghany ( 28/09/2005 15:04)
vale:

Tena marina tokoa io voalazan'i Fasaly io! Fahasarotam-piaro no mahatonga izany, tena manahirana tokoa io an! Mba mahita ireny fandaharana @ télé ireny aho manko mikasika io cas iray io fa tsy mora! Ary maninona raha alefa any @ ireny "internat"ireny izy hijerena izay fihetsiny, @ izay manko tsapany tsara fa hafa ihany ny irery eo anilan-dRay sy Reny! Mba toro-hevitra ihany ny ahy! D mahereza é!


internat @ aona kosa ary!!!

9. deghany ( 28/09/2005 15:05)
fasaly:

de manasà tanana e! refa saro-tiavina de inona no azo hatao amzany e! lay izy kou resaka hasarotoampiaro, fa ny fandraisany zao de nalainao ny place n'i reniny de lasanao ny fitavana misy ao amy dadany tokony ho azy irery, misy ny ankizy tena manana izany toetra izany, fa manàna faharetana aza atao manakarary fo fa rehefa lehibe afaka miasaina sy mandanjalanja tsara izy de ho foana izany rehetra izany, ny adidinao atao fa aza manaiky ny hitshiny sy ho entiny amy zay tiany fotsiny.
de bonne courage bonne chance e!


ie!!

10. Veloo ( 28/09/2005 17:28)
an3 ry reto a ny fandefasana azy any @ internat no tena mety satria hampijaly an'ilay reny kely fona no hataony, any izy mety misaina mihitsy ary mety hihova, maha-tsara ny ankizy anie ndray2 ny internat e otran'ny militaire ihany io ry reto a mahafantatra ny resposabilites izay tokony ataony any izy no sady mampiova an'ilay fisainan'ny ratsy... indray andro any izy io reny kely io no hanavotra azy ko...
zay aloha ny ahy an...
11. menakely ( 28/09/2005 18:03)
olona efa 20ans mahery efa manambady ve mbola halefa any @ internat?
12. fasaly ( 28/09/2005 18:28)
eny marina hay tokou mou efa 20ans mahery! d'efa zavatra hafa njay zany e! aza hivakiana lou fa diska taloha hoy ny fiteny, ataovy ny adidy de izay ihany e! sarotra be mintsy fa mbola mirary anao hanana korazy bdb e
13. Herimiafina ( 28/09/2005 18:40)
angelastela:

Mba inona decision raisinao na torohevitra azonao omena raha sendra ireny zanam-bady tsy tia ireny,nefa zahay mivady mifankatia, mba miezaka zaho ho tia ilay zaza fa izy tsy mila eh, tonga de tsoriny mihitsy, noho ary nasainy nisaraka @ko ny dadany raha tia azy hono devantkoio ah! nefa na ny reniny tsy fantatro,efa 20 taona mahery no nahafaty ny reniny.olana @ko ilay izy fa tena tsy hitako izay ataoko re olo.



Ianao dia miezaka ny ho tia azy eny foana. Izay fotsiny no tokony hataonao.
Fa an'ny dadany ny andraikitra be. Matoa ilay zaza mbola tsy tia anao foana dia ny dadany no tsy mandray andraikitra manazava azy amin'izany.

Mino aho fa eo amin'ny âge de puberté io zaza io izao. Raha izay dia miandry kely fotsiny ianao fa hiova izy rehefa afaka ny fialany sakana.
14. Veloo ( 28/09/2005 19:46)
menakely a za tsy namaky tsara... tssssssss avelao any rehefa izany...fa ho sarotra an'i angela aloha ilay izy e... tsisy afa tsy bonne chance ho anao re no azo atao eeeee
o ry hery a 20 ans ve dia mbola age de puberte kle. tssssssssss
izy no tena efa ankizy maditra...
15. Herimiafina ( 28/09/2005 20:25)
Ka inn ary no tokony hidiran'izany rangahy kely 20ans na madama kely 20ans zany amin'ny fiainan'izay rabaininy any intsony e.

Tsy norma zany fa efa majeur ve mbola minono amindrainy ihany.

Dans ce cas, il n'y a plus de probleme.
Asivo anarindrainy tsotra izao izy de samy vita e, aleo hoe bainina mba hanana ny fiainany amin'izay.

Tedavo sipa lery fa mitohana.
16. Veloo ( 28/09/2005 20:42)
zay mihitsy ry hery a, tokony efa hiala ao an-tranony RAR izy rehefa ratsy loha otran'izany koa.
17. Herimiafina ( 28/09/2005 20:51)
Sady 20 taona ve mbola saropiaro manao chantage ihany. Kou raha tsy sipakely 4 taona kou.

Asehoy azy le pleziran,ilay fitivana de kôpy eo ihany izy e. hehehehe:-D
18. vale ( 28/09/2005 21:44)
Efa 20 ans tokoa moa izany raha efa 20 ans no maty ny Reniny? eee, dia tena vao mainka sarotra marina izany ! Angamba raha tsy lasa manambady izy tsy ho voavaha ny probleme-nareo "mianaka"! Ka maninna raha itadiavana vady indray? izay no hitako sisa fanafodiny ko!Mahereza é!
19. pika ( 29/09/2005 05:23)
vahaolana tsy maka sarotra nefa mety mahahomby ry vale a:lol::lol:
rehefa mitovitovy ny taona dia tsy maintsy mitranga ny olana
ny fotoana no aleo hanefy sy handahatra ny zava-dehetra
20. Veloo ( 29/09/2005 16:36)
zaza 20 taona tokony efa mba misaina oe ity dadako ty anie ka mila olona eo anilany.. aleo za mba hanao ny fianako amin'izay... Tena kankre be mihitsy aloha ilay zaza 20 taona eeeeee tsy misaina mihitsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1624