Zanam-bady
21. fasaly
(
29/09/2005 17:25)
ka ny dadany mintsy no mila miditra antsehatra manao carte sur table zany e! manazava fa bonehur-ny ny fananany vadiny kou fa tsy raha ny zanany fotsiny
resena lahatra ampahendrena sy amptiavana be ary ampilaminana de basy e!è
resena lahatra ampahendrena sy amptiavana be ary ampilaminana de basy e!è
22. Herimiafina
(
29/09/2005 17:48)
Bien dit fasaly.=D Hainao mihintsy le zavatra kah. Efa niainanao kou angaha? hehehehehe
23. mirabel
(
30/09/2005 13:48)
fantatr'ilay zanany koa fa ianao dia te hihavana aminy ka izay no ampisehoany toetra anao fa aza raharahiana indray e(ataovy oh ny tsy misy izy izany hoe aza atao manohina anao eo imasony akory izay ataony anao), ampisehoy azy fa tsy izy no hanakana ny fiainanao sy ny fahasambaranao
izy indray no hitady anao farany dia aza kivy
izy indray no hitady anao farany dia aza kivy
24. booboo
(
30/09/2005 14:06)
Amiko, matoa ilay zanaka manao fihetsika sy mahavoaka teny tsy voahevitra tahaka izany, dia tsy noho tsy fahavendratany na tsy haiko aby, fa noho ny fijaliany anaty fa tsy hainy ny miteny mazava an'izay. Zava-dehibe ny ahatsapany, amiko, fa tsy atao tsinn tsinn zay raha tsapany izay satria manampy azy hanaiky ilay raha "ni-imposer-na" taminy.
Dé tsisy afa-tsy ny firesahana, re-firesahana , re-re-firesahina ny vahaolana dé manohana lé hevitr'i Fasaly mitsy zà @ zay.
Dé tsisy afa-tsy ny firesahana, re-firesahana , re-re-firesahina ny vahaolana dé manohana lé hevitr'i Fasaly mitsy zà @ zay.
27. menakely
(
03/10/2005 14:18)
salut,
ka ilay izy anie ry Fasaly sy Booboo dia za mba tena miezak mandray azy na le dadany mahatsapa an zany(tsy mipetraka @ nay izy fa efa manambady) fa izy tsy tehalala mihitsy ary hitako ataony fananiana na ny mba hahazoana za @ point faible fa za calme fona,tsoriko @ nareo fa na 1 mandeha za tsy mbola namaly azy mba re n' Atra fa aleko mangina na mitomany na miala moramorafa rehefa lasa izy zay za vao miady namiresaka @ vadiko noho ny nataony
na ilay dadany hitako fa tena mijaly noho ny ataony
ny ahy moa vadiko tiko sady mba hitako izy tia zaho de tsy maintsy miaritra retra zao,
fa za tena manafatra ny ankizy sasany raha mbola azo atao mba aza ireny lehilahy efa niteraka ireny raha tsy tena efa azonao antoka tsara ny situationao ao fa mazan'eh!
fiainana tsy mbola hitako (t@ny fianakaviko) sy tsy mbola niainako no hiainako zao,mafy ka de mafy saingy izay moa no anjara ka de zakaina moramora mandrampaha tsy zaka

28. vahiny2004
(
03/10/2005 14:33)
ao @ rainy ihany ny klé-ny : rehefa miresaka nareo 2 ary tsapany fa miezaka ianao nefa ny zanany tsy azo atao n'inon'inona dia aza misahirana intsony fa dia efa afaka adidy ianao izay. Tsy "évident" ilay hoe manaiky fotsiny hoe izay izany fa mila anao ho mafy be mihintsy e
29. fasaly
(
03/10/2005 18:41)
marina izany , he izany izy hoe efa manambady zany ca veut dire efa tsy ao aminareo tsony fa efa manana ny tokantranony de refa izany de fankahalàna tanteraka ny azy de manaova an'ilay hoe samy masina antaniny e! ny tokatranonao ataovy zay mampety azy fa aleo izy sy ny fankahalàny any fa refa tonga saina izy de miova ihany. hafa njay anie le izy hoe tsy ao aminao tsony e! ataovy zay mahadevolana ny saina ranona a!
30. Herimiafina
(
03/10/2005 23:08)
Ento aty zany zaza be 20 taona izany taizako vetivetika, hehehehehe:-D:-D:-D:-D