Vergeture

1. ravakamalala ( 27/09/2005 13:38)
Mba toroy hevitra an izay mahalala hoe inn no tena efficace?
novalian'i xxx ny 05/12/2005 12:58
2. ravakamalala ( 27/09/2005 13:39)
Hanalana azy an!
3. bichette ( 27/09/2005 14:10)
misy ireny creme ireny fa tsy haiko na mandaitra na tsia.
hisorohana indray, tsy mihamatavy dia mihamahia dia mihamatavy dia mihamahia, tazonona ny poids fa tsy atao sinusoidal fa manjary mi créer vergeture na sasakaotra, dia tsy mihôtrôtra hono indrindra rehefa bevoka
4. xxx ( 27/09/2005 14:50)
tsy misy afatsy ny passena laser iany fa ny resaka creme zany tsy misy mandaitra , tsy marina le oe mihoatra de misy refa bikina , fa ny fihitarany hoditra no mahatonga azy , (lasa nihanatavy be oatra )
5. bichette ( 27/09/2005 14:53)
raha natavy ka mihena tampoka no mahatonga an'io
6. bichette ( 27/09/2005 14:53)
fa maninn no manao xxx aaloha e ?
7. deghany ( 27/09/2005 15:40)
ravakamalala:

Mba toroy hevitra an izay mahalala hoe inn no tena efficace?


ty misy 'ray: tsy halàna!! hehehehehheheh

8. fasaly ( 27/09/2005 17:32)
zà misy an'io fa tsy ahoaka e! aleo eo ny ahy fa tsy de tena manimba maso loatra na izany aza.
9. kinaoly ( 27/09/2005 20:52)
honohono fa tsy haikou na mety na tsia
masser-na amny citron hono, atao massage profond zany we tena masseur pro no manao anazy de le heno marary be reny :{:{
10. bichette ( 28/09/2005 06:47)
kinaoly mety tena mandaitra. Angaha tena ohatran'ny zebra mihitsy izy ao ry ravakamalala
11. chipie1 ( 28/09/2005 07:14)
mety hanadaitra ilay citron raha mbola menamena ny lokony zany oe vao aingana fa raha efa ela be tsy mandaitra intsony io , tsy maintsy manao chirurgie :lol:
12. ravakamalala ( 28/09/2005 10:12)
bichette > :-D Mbola tsy zebre aloha fa na izany aza tena mankarary maso b.

Misaotra am torohevitra e! Andramana lé citron d omeko vaovao nareo.
13. chipie1 ( 28/09/2005 10:23)
ravakamalala > masseur pro no manao azy an ! :wink:
14. boubounezy ( 28/09/2005 11:39)
ra mbola menamena na maintimainty ny lokony vergeture dé bola azo esorina (misy maro ny crème zay tena eficace fa ny ahy alou dé vichy spécial vergeture no nampiasaiko fa tena afak'é! roc kou tsara) fa refa fotsy izy dé tsy misy tsony ny solution ra tsy hoe anga, atao opération anesorana lé peau...

ravakamalala:

Mba toroy hevitra an izay mahalala hoe inn no tena efficace?



15. majakely ( 28/09/2005 11:48)
Tsss avelao amizao !! tsy afaka tsony reny ! Zah koa misy fa tsy nety afaka de tsy maninona fa any amin'ny takona no misy azy!!
16. bichette ( 28/09/2005 12:21)
ka raha efa ohatran'ny zebra kosa da mahamenatse rô rehefa mandeha misaiky anaty piscine :snif:
17. booboo ( 28/09/2005 12:26)
bichette > hiihihiihi dé takomana serviette de bain lé farany zé ngôda indrindra dé tonga dé mi-saute haingana beeeeee dé tsisy mahita kah
18. Nananie ( 28/09/2005 13:38)
kou piscine manana effet loupe kou. Tsy vao maika ve hita be?:-D
sady gaga dôly ny oul we iza kou in nikoropaka be iny.:-D
19. bichette ( 28/09/2005 14:04)
eny wa ! mody tsy taitra fotsiny, ny tarehy no atao be maquillage am'zay tsy mijery ny vatana ny olona fa ny hatsaratarehy , maquillage waterproof
20. majakely ( 29/09/2005 12:23)
Misy daholo ny ankamaroan'ny vehivavy rehetra ! na dia ny mahia indrindra aza! aza kivy akia ! kamoufilevana-fotsiny e!!Raha manao maillot de manaova paréo de zaiiiyyy!de jejo fotsiny de tsy misy mpahita io!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5976