Vergeture

21. soafara ( 29/09/2005 12:35)
Tsy maninona io fa alehan'ny miankandrefam-baravarana rehetra e ! F'angaha io mampalain-komana azy ? Sady tsy afaka intsony reny f'aza kivy, fa nofon'iza no tsy ho simba sy tsy hihintsana eto amin'ity tany ity e ! Cool fotsiny, faut être bien dans sa peau dia vita ! ataovay foana hoe izao ary za koa !
22. booboo ( 29/09/2005 13:23)
eka ouz !
23. majakely ( 29/09/2005 13:39)
hihihi! booboo!:lol:
24. booboo ( 29/09/2005 13:41)
hihihihihihi :°)
25. majakely ( 29/09/2005 13:43)
zesta fotsiny eee! 8)hihihi!mody tsy taitra fotsiny ndry!!!
26. booboo ( 29/09/2005 13:48)
8)8)8)io ara zà fa mizesta beeeeeeeeee ! hihihihihihihi
27. jangalitika ( 14/10/2005 08:52)
fa io ry reto tena ts afakaa izany a! tsy misy crème mahafaka anio zany fa ireny crème ireny! fiarovana ny mba tsy hisiany fotsiny! fa ny tena marina de hoe reveo manja eo foana fa tsy mampiova ny tsirony! za misy vergeture fa ny ahy nataoko tam crème vichy notenenin'i namantsika iny de tsy afaka de nataoko citron koa le izy de tsy afaka fa lasa nivadika maintimainty be mampatahotra! de navelako teo fa nasiako crème fatao am vatana tsotra ireny de lasa fotsifotsi no niafarany de tsy sahiko nokitihina intsony! io ange veine kely tapaka e! de tsy misy fanafodiny intsony raha tsy hoe atao opération angaha! de zay! fa mahereza akia a! fa évitéo fotsiny le mihôtrôtra matetika fa iny no tsy tiany! tena tapaka izy amin'iny! courage daholo!
28. angelgirl ( 25/10/2005 16:42)
tsy misy creme manala vergeturs ,za koa ary aky feno fa ny laser zao no tena manala azy ireny ,saingy lafo aky a! aleo ihany @ zao fa tsy olana io!mampisy charme koa anie io e!
29. xxx ( 05/12/2005 12:58)
Tsy misy firy ny creme hitsaboana na hanarlana azy io fa ny prevention zah no nahita tao @ site an'i niainafara.loharao.com,mba mandalova iany d mba vakio fa mety hahasoa anareo e,nahasoa ny sasany manko ireny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5814