Felaka imason'olona!

1. vegas ( 27/09/2005 01:02)
Ho anareo sipa mamelaka ireo, tena solution ve? Tsy mba mety ve ra mba any antrano no mifanazava? za mbola tsy tratra fa mba te ho tratra ndray andro any asa manaona ny tsirony :^) toa otsany wainn be iany kty.
2. akamatiana ( 27/09/2005 04:18)
zah mbola tsy namelaka fa ra mibizzzz eny imason'oul d efa nataoko :-D:-D:-D:-D , mbo ande ananjana anefaka marina we aona :roll: tkou :-D
3. pika ( 27/09/2005 05:19)
io tonga @ lay hoe avadimbadiho impito aloha ny lela vao miteny maika moa fa mamelaka
tsy haiko aloha e midika fahambaniantsaina izany amiko
4. vegas ( 27/09/2005 06:35)
mety efa trop tsy zaka tsony ko nge matoa miainga ny felaka e?
5. ari.malala ( 27/09/2005 06:53)
tena le sipa degany b reny ngamba no mahavita mametaka imason'ol kle! tsy haiko alo fa za tsy mahavita anzany ê!
6. menakely ( 27/09/2005 07:12)
@ko indray dia resaka fo io, misy olona mahay manindry fo sy miandry fa misy kosa olona tsy mahantsindry fo de mahavita action tsy tokony hatao.
7. pika ( 27/09/2005 07:48)
ka ilaina ny mianatra ny hanindry fo ry menakely a
arakaraky ny ahafantaran'ny olona ny toetranao hoe mora tezitra sy .... no vao maika handrangitany anao
iza anefa no voa mafy ?????? sy afabaraka
eo mamelaka sy manopa na .... rehefa avy eo anefa mbola mifampitantana hahahahaha
8. mandrindra ( 27/09/2005 09:24)
izay manaiky ho felahany dia tokony hieritreritra ihany koa !!
9. booboo ( 27/09/2005 09:28)
10. vaovao ( 27/09/2005 09:39)
arakaraky ny zavatra misy kosa io e! raha manao ny tsy zakan'le sipa kosa v moa ny tena tsy mendrika ny ho azon'ny felaka b mihitsy e!
11. Nananie ( 27/09/2005 09:49)
Fa na izany azany. Amiko ohtrany marikoriko ahy ny vehivahy raha mamely . Indrindra fa eo imason'olona. Mampatsiaro ahy ireny reny kely ratsy fanahy @ film 'reny.
12. vegas ( 27/09/2005 09:50)
ra felaka sipa tanana malefaka mo maninona, fa ra le zatra mandray angady no loza.^^^^
13. Nananie ( 27/09/2005 10:05)
:-D. Misy olona fantatro, manipy vilia rehefa miady @ vadiny. Dé zé vou dé vou!
14. booboo ( 27/09/2005 10:55)
oups ! hihihihihihi tsara kokoa raha mivadika vilia plastika zareo zany
15. Nananie ( 27/09/2005 11:09)
:-D
16. vegas ( 27/09/2005 12:02)
ty booboo ty ko ann!! hihihihi
17. ravakamalala ( 27/09/2005 13:41)
Tena manala baraka aloha e! Za ndray mandeha zay tena tsy hatsindry fo fa tonga dia lasa ny tanako, mbola anenenako hatram zao, teo Ambohijatovo tsara mihitsy fa mba tao anaty fiara aloha e!
18. voanjobory ( 27/09/2005 15:32)
Ny resaka felaka aloha dia zavatra tsy tokony hiseho mihintsy na ohatran'inona ary ny hatezerana:non:
Ny hitako sady efa mba nandalovako dia tsy misy afa tsy ny miresaka milamina tsy mivazavaza satria iny no tena mampiakatra tension:twisted:.
Miresaka mivantana ihany ary tsy misy lainga no tena tsotra.:-D marina izany an!

Ary tsy miandry hoe efa misy hatezerana be ao anaty vao milaza fa vao misy tsy metimety ohatra ny fifandraisana dia tonga dia aleho miresaka satria mampitombo ny aretim-po ireny é.

Be resaka be zahako fa izay aloha ny amin'ity:-@
19. voanjobory ( 27/09/2005 15:34)
sady ilay voafelaka afa-baraka, ary ilay mamelaka tsy hasian'ny olona hasin'ny intsony:(
20. voanjobory ( 27/09/2005 15:34)
sady ilay voafelaka afa-baraka, ary ilay mamelaka tsy hasian'ny olona hasin'ny intsony:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4234