Felaka imason'olona!
21. fasaly
(
28/09/2005 05:39)
basse classe ny olona manao fihetsika toa ireny eny amy publik ka fadio e!
24. Veloo
(
29/09/2005 16:46)
cocorie a zany ve? avy ary felao aho e :-D:-D:-D:-D
Tsy mahay manaja tena ny pamelaka eny @ public. na la na vavy:P
Tsy mahay manaja tena ny pamelaka eny @ public. na la na vavy:P
26. fijo
(
30/09/2005 20:06)
za efa voa ra gegas fa nodiako fanina an.teo analakely teo alohan'ny fiangonana.kay..
28. Herimiafina
(
03/10/2005 23:18)
Za alou efa mba voafetaka ihany indray andro zay e. Fa tsy nisy heritreridratsy le izy fa le sipa mihintys no somary manana blem psycholojika de tsy naninona avy eo. hehehe:-D:-D:-D:-D
Mikasitanana, toriako soa amantsara an.
Mikasitanana, toriako soa amantsara an.