raha ianareo teo @ toerako

1. xxx ( 25/09/2005 02:48)
Nisy bandy niaraka tamiko h@ za 16 ans . Tsy nisaraka izahay fa nisaratoerana kanjo nanambady lery ary niteraka 2 . Nifankahita izahay taty aoriana alohan`ny andehanako taty ampita ka tafaraka in1 dia mbola miantso azy aho in11 taty . Nony tonga tany Mada aho hanao vacance dia niantso azy fa za tsy te hiaraka taminy intsony satria tsy misy avenir ko ny aminazy fa zany hoe @ maha mpifankatia anay te hijanona mpinamana be aminy aho .Tsy mipetraka eo @ toerana misy ahy izy fa any amorontsiraka lavitra be . Nangataka vola tamiko izy mba ahafahany manantona ny toerana misy ahy dia mody nialako bala fona .Nahazo antso aho raha hiala andeha any amorontsiraka hafa miaraka @ sipako ny arivariva milaza izy fa vao tonga andeha hijery ahy ka aiza no ahitako anao ,nolazaiko izy fa efa miandry depart aho .Nony maraina ny andro niantso ahy in1 izy ka tsy novaliako mandrapodiko taty andafy tsy namaly ny phone ny mintsy za . Lasa saina fona aho tsy azoko ny aiko noho ny tonga aty . Diso ve aho noho ilay fihetsiko tsy namaly ny phone- ny mintsy .Inona ny tokony ataoko antsoiko ve izy sa adaboka any .
Somary lavalava fa azafady e
novalian'i xxx ny 27/09/2005 10:18
2. cutie ( 25/09/2005 03:44)
aza antsoina tsony.
3. Herimiafina ( 25/09/2005 04:29)
Adabohy any fa tsy misy avenir. Ianao kou anie mety mbola misantimaka aminy mato asiana an'izany hoe hijanona ho mpinamana na fotsiny ilay soucieuse be hoe mety ve ny nataoko.

Aleo izy ho any hoy i Tovo J'Hay zay. Mampanaelo kou ze vady amanjanany raha misantimaka aminao ileiry.
4. nanourand ( 25/09/2005 05:35)
aza avela zany kosa izy euu :( izy kosa aza ve mba efa tonga nijery anao fotsiny avy any amorontsiraka lavitra be ... na ni fomba nialany tany @ vadiny ary zao angamba mety efa ho sarotra be!

fa tokony noteneninao fotsiny hoe efa miaraka @ olona hafa fotsiny ianao fa raha iresaka dia tsy maninona, satria izy nahavita niteny hoe efa manambady sy niteraka ary ianao nahavita nihaino sy nanaiky izay. Dia noho izany koa tokony ahavita ary i "comprendre" (miala tsiny) anao koa izy. Saingy fotsiny amiko tsy vaha olona ny tsy mamaly intsony na tsy miteny. Saingy ny anao moa efa vita kah ny ho avy no lazaiko. Fomba-ko koa mantsy io tsy miatrika fa mamela fotsiny toa io saingy tsy mamaha olana mihitsy ilay izy rehefa nodinihako.

:wink: zay akia a! fa de toute façon ta vie est apparement efa tracée.
5. lionbrun2004 ( 25/09/2005 08:54)
xxx:

Nisy bandy niaraka tamiko h@ za 16 ans . Tsy nisaraka izahay fa nisaratoerana kanjo nanambady lery ary niteraka 2 . Nifankahita izahay taty aoriana alohan`ny andehanako taty ampita ka tafaraka in1 dia mbola miantso azy aho in11 taty . Nony tonga tany Mada aho hanao vacance dia niantso azy fa za tsy te hiaraka taminy intsony satria tsy misy avenir ko ny aminazy fa zany hoe @ maha mpifankatia anay te hijanona mpinamana be aminy aho .Tsy mipetraka eo @ toerana misy ahy izy fa any amorontsiraka lavitra be . Nangataka vola tamiko izy mba ahafahany manantona ny toerana misy ahy dia mody nialako bala fona .Nahazo antso aho raha hiala andeha any amorontsiraka hafa miaraka @ sipako ny arivariva milaza izy fa vao tonga andeha hijery ahy ka aiza no ahitako anao ,nolazaiko izy fa efa miandry depart aho .Nony maraina ny andro niantso ahy in1 izy ka tsy novaliako mandrapodiko taty andafy tsy namaly ny phone ny mintsy za . Lasa saina fona aho tsy azoko ny aiko noho ny tonga aty . Diso ve aho noho ilay fihetsiko tsy namaly ny phone- ny mintsy .Inona ny tokony ataoko antsoiko ve izy sa adaboka any .
Somary lavalava fa azafady e

Salama .Mety ho tsy nisy fifandraisana taminy angamba ianao rehefa nony tonga tany am-pita ka mety nahatonga azy ho namoy anao .Kanefa na dia izany aza , dia tsy tokony ho izany no navaliny anao . Fa maninona moa izy no naka hafa , tsy noho ilay vao² tiany noho ianao sy azony antoka kokoa ? Ianao ihany no tompn-tsafidy @ fitiavanao , fa tsy misy afa-manapakevitra @ izany raha tsy ianao , nefa aleko aloha ny miala sy mionona fa ny fitia anie ka toy ny ketsa sady raha henon'ilay vadiny ianareo , dia mety hanahirana anao ihany izany , satria mpaka vadin'olona ianao : satria mbola fisipana ny anareo taloha fa mbola tsy vadiana .Tsy diso ianao fa tokony novalianao hoe:tsara tso-drano,mahazoa izay irina ,sns ..." notre route se separe ici , bonne chance " .Nefa hvt iray koa , dia mety heveriny fa tsy hiverina intsony ianao ka nahatonga azy nanapa-kevitra toy izany . TSY DISO IANAO SATRIA ALEKO NY AHY MISITAKA TSY MISY LONILONY FA " UN DE PERDU , 99 DE RETROUVE " AOKA HO FANTATRAO FA RAHA MISY NY MITIA ANAO , DIA MARO KOA NY ANY HO ANY MITIA ANAO . Somary lavalava nefa mbola tsy ampy fa aleo farako ihany ka sao ... Veloma

6. fasaly ( 25/09/2005 08:55)
ianao ihany re no mahalala izay tokony hatao a!
manana fo mitempo sy saina mandinika enao de ataovy amizay maharevorevo sy mapetiptety ny fo sy ny fanahinao ao e!
fa nisy tsy nety ihany ny nataonao satria tokony tsy niantso azy intsony i toi raha tsy te handray ny antsony antelefone tsony, satria izy zao de nihevitra fa matoa ianao ninatso azy de mbola tia azy de taitaitra izy kou!
7. zandrikely ( 25/09/2005 09:28)
zany ange ilay michauffer dia rehefa ho avy ny bandy dia tsy mipoitra e , aza maka fanahy rehefa tsy hita e , tokony nijery azy ihany enao sa ahoana ry fasaly a
8. fasaly ( 25/09/2005 10:54)
zandrikely::-D:-D:-D:-D
rehefa nafàna marina izy de lasa nihitsoka ndray toi!
nangarom-biby anadavaka ihany toi an!:-D
9. lionbrun2004 ( 25/09/2005 11:15)
xxx:

Nisy bandy niaraka tamiko h@ za 16 ans . Tsy nisaraka izahay fa nisaratoerana kanjo nanambady lery ary niteraka 2 . Nifankahita izahay taty aoriana alohan`ny andehanako taty ampita ka tafaraka in1 dia mbola miantso azy aho in11 taty . Nony tonga tany Mada aho hanao vacance dia niantso azy fa za tsy te hiaraka taminy intsony satria tsy misy avenir ko ny aminazy fa zany hoe @ maha mpifankatia anay te hijanona mpinamana be aminy aho .Tsy mipetraka eo @ toerana misy ahy izy fa any amorontsiraka lavitra be . Nangataka vola tamiko izy mba ahafahany manantona ny toerana misy ahy dia mody nialako bala fona .Nahazo antso aho raha hiala andeha any amorontsiraka hafa miaraka @ sipako ny arivariva milaza izy fa vao tonga andeha hijery ahy ka aiza no ahitako anao ,nolazaiko izy fa efa miandry depart aho .Nony maraina ny andro niantso ahy in1 izy ka tsy novaliako mandrapodiko taty andafy tsy namaly ny phone ny mintsy za . Lasa saina fona aho tsy azoko ny aiko noho ny tonga aty . Diso ve aho noho ilay fihetsiko tsy namaly ny phone- ny mintsy .Inona ny tokony ataoko antsoiko ve izy sa adaboka any .
Somary lavalava fa azafady e



10. xxx ( 25/09/2005 12:56)
Misaotra anareo nanoro hevitra .
Antsoiko zany izy dia tsoriko aminazy doli ny marina , ka ny mampatahotra ahy ny hanana fahavalo mintsy .
11. xxx ( 25/09/2005 12:58)
Cutie , tsy antsoina intsony ve ozy ianao ? ka ilay eritreritro anie manenjika ahy e sa antsoiko izy dia azavaina fotsiny amizay za tsy mieritreritra azy intsony .
12. xxx ( 25/09/2005 13:02)
Diso aho nisikotra biby andavaka fa ny ray amandreninay dia mifandray be dia na niantso aho na tsia tsy maintsy fantany hoe nandalo tany za ka ilay atao miavona koa no nahatonga ahy niantso e .
13. soa ( 25/09/2005 13:07)
tsy miantso azy au moins clair aminy hoe vita tanteraka fa ra miantso enao na mifandray be aza ny ray aman-dreninareo ôtrany mbola mampiseo hoe mbola tara aminy
14. fasaly ( 25/09/2005 13:37)
xxx: ka hafa mintsy lay ianao niantso, sy ilay fantatra fotsiny hoe tonga amzany tanàna i xxx anie e!
soa:izay wa!
15. maditra ( 25/09/2005 14:03)
xxx:
Misaotra anareo nanoro hevitra .
Antsoiko zany izy dia tsoriko aminazy doli ny marina , ka ny mampatahotra ahy ny hanana fahavalo mintsy .

Amiko dia izay no tsara ataonao, hanazavanao aminy ny eritreritrao. Tsy tokony ho lasa fahavalonao izy noho izany fa mety alahelo kely fotsiny satria hampanenina azy ny lalana noraisiny.
16. ttittie ( 25/09/2005 16:01)
raha za no eo @ toeranao dia izay mahasoa ny efa eo antoerana no ataoko fa adaboko any zany fa mahalasa saina fotsiny
17. cutie ( 25/09/2005 16:38)
xxx [ Valio ] 25-09-2005 14:58:33
Lohateny : Re : raha ianareo teo @ toerako
Cutie , tsy antsoina intsony ve ozy ianao ? ka ilay eritreritro anie manenjika ahy e sa antsoiko izy dia azavaina fotsiny amizay za tsy mieritreritra azy intsony

ie tsy antsoina intsony fa manjary vo may maha be pble raha hiantso eo njy.
18. Herimiafina ( 26/09/2005 04:04)
Efa hoe aleo leiry hidaboka any fa bandy bedabe eran'ny tanan reo atao inona daôlo. Any mitady.

Lery efa manana ny azy sady efa nitoko, revy fotsiny no ilany anao de raha te-hirevy izy de any amin'ny vadiny.
19. pika ( 26/09/2005 04:47)
mbola tia ianao a ?????
raha tsy izany adaboy any aza misangy afo
20. cocorie ( 26/09/2005 08:54)
Zao zany le may ny afo nantsangany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1985