raha ianareo teo @ toerako

21. mandrindra ( 26/09/2005 09:38)
xxx, ka ianao kosa anie no mangarombiby andavaka e. Ianao no mbola te hiantso azy ka nony notongavany izay va o may volotratra.
22. booboo ( 26/09/2005 10:57)
mandrindra >hihihihihi

xxx > f'angaha nifamono sa nifanompa nareo no oe raha tsy miantso enao dé oe lasa mpivahavalo ? tandremo fa raha miantso enao mety tsy araka ny eritreretinao ny fandraisany ny antsonao a, dé tsy ho voafehinao intsony ny tantara avy eo ! sady ngaha nareo mpifaninn no mila taterina any aminy oe zao ny situation-nao zao dé zao no anton'izao sy izao. Euh...
23. fasaly ( 26/09/2005 11:20)
mandrindra:ka raha vehivavy i xxx de hisy volotsatsa ho may ve?:lol:
24. cocorie ( 26/09/2005 11:57)
f'anga moa nangarona biby an-davaka tokoa e? raharaha nilaina ny an'ise
25. mamzelkely ( 26/09/2005 12:44)
adaboy any fotsiny izy fa izy aza ef manambady ko...:?
26. mandrindra ( 26/09/2005 13:23)
fasaly, raha vavy i xxx dia may volopo izany e !!!
27. deghany ( 26/09/2005 15:30)
mandrindra> may inn a??? hehehehehe
28. Herimiafina ( 26/09/2005 16:52)
Ato am-serasera zao bedabe libra raha izay no tadiaviny.:-D:-D:-D:-D
29. Veloo ( 26/09/2005 17:29)
o ry xxx a ny ahy kosa dia izao no ataoko. Mba tsy hisy ny olana satria ko ny RAR mifampiresaka be, mandana antsoy izy dia lazao @ fa vita ny anareo ataovy am-pahendrena ny rehetra ary aza mande mijery azy intsony fa milalao @ afo tokoa moa ianao.:wink:
30. vivi ( 26/09/2005 18:33)
amiko manokana aloha de misy fahadisoanao kely ihany satria rehefa vita d vita fa tsy niantso azy intsony satria manome fampanantenana azy kosa ny antsonao,sady ny olona any dago any miheritreritra we anala azy ianao d mety hisy revy any! fa ef
31. Herimiafina ( 26/09/2005 19:19)
Le manome fampanantenana alou de tena zavatra courant be mahintsiny e. Omen'ilay sipa an,ilay pasy hafahafa zay enao tonga de mikorontanana ambony ambany ny ao andohanao. de mitohy de mitohy dia miafara amin,ilay zavatra ôtran'izao.
32. fasaly ( 26/09/2005 19:46)
hihihihi!
mba mailo sy fetsy ary maranitra amzay ary ry tovolahy isany a!
33. Herimiafina ( 26/09/2005 20:09)
Aza atao an'izany tsony kou zay ry sipa isany an. ehheheheheeheh
34. mamzelkely ( 27/09/2005 07:33)
apeasao ny force cachée anao amizay ry herimiafina a..:°)
35. mandrindra ( 27/09/2005 09:13)
fasaly:

hihihihi!
mba mailo sy fetsy ary maranitra amzay ary ry tovolahy isany a!


izaho indray efa maranitra miaraka amin'ny fi mailo ka !! hihihi
36. xxx ( 27/09/2005 10:18)
Misaotra anareo rehetra nandray anjara , raha azoko tsara tsy tokony hiantso azy intsony aho satria tsisy avenirako aminy . Tena adaboko mintsy ka .:):)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2092