zava-misy

1. hps ( 24/09/2005 15:24)
slt!dhl anisany nampisy fitaitaina tao anatiny fotoana naharitra teto Bira ilay fanafiana mitam-piadiana izay niafara t@ fahalavoan'ny karana bijoutier iray teto antoerana herinadro vitsy lasa izay;nanao ny fikarohana ireo mpitandro ny filaminana teto antoerana ka nahitam-bokatra izany ary efa novoizin'ny gazety maro samy hafa nanomboka omaly.Ny zava-nisy anefa dia efa misy shd ireo nahazo ny lazaina hoe LP androany maraina,ka ny fanontaniana ilana valiny dia ny hoe Aiza ny fandraisan'andraikitrin'ny Fanjakana @ fanaraha maso ny zvt mitranga toa ireny,satria raha mitohy ny tahak'izao dia ny Mpanao ratsy no mifehy ny tananan'A/be atoato.Ahoana ny hevitrin'ny namana rehetra??o^o
2. tsikabija ( 24/09/2005 15:31)
raha zany tokoa ny zava-misy ry hps,dia tsy hijanona @ fitaitainana lava ny mponin'ny Bira raha tsy voafongatra hatrany @ fotony ny raharaha satria voafehin-ndry zalahy tanteraka ny Tanana,manatena anefa za fa ho hita tsy hoela ny marina momba izany eny anivon'ny Fitsarana:-@
3. fasaly ( 24/09/2005 16:22)
zà aloha de tsy sahy mandeha irery sy alina tsony fa mipararetra fatratra e! toa matimaty toy ny biby ny olona refa tratran'izy reny kou! na ataoko hoe ny kiraronao fotsiny aza no tian'jareo alaina de refa tiany ho vonoina de matiny izay ny anarany e!:{:{:{:{:evil:
4. sipagasy ( 24/09/2005 16:31)
kay le!!!!! marina ve izany ry zareo????? mitandrema aza ianareo any bira any e!!!!
5. hps ( 24/09/2005 17:36)
ka ny fahafantarana azy ange tsy hoe halatra eh,fa toa tena fandatsahan'ain'olona fontsiny izao,ary ireo olona anisan'ny ambonimbony toerana no lasibatra @ izany aloha hatramin'izao fa manahy ihany ny vahoak.manontolo sao dia efa manao fiainan'arabo mihitsy i Bira tanana mahafinaritra
6. Jemes ( 24/09/2005 18:11)
slt, efa nahare vao2 momba anio ihany za, tam azoma,fa reko de woe suite tam ilay karana samitsra io,raha ny fandrimpahalemana njay dia efa mba ahitana vokatra ee
7. vale ( 24/09/2005 19:04)
Ka sao d mba nanao fihetsika tsy nety kosa ilay Karana? Nefa aloha na izany aza d tsy antony tokony hamonoan'olona izany é!
8. hps ( 24/09/2005 19:23)
Ny hoe nanao fihetsika mahery aloha tsy marina angamba,fa asa ndray anga zay reglemt de compte any tsy aiko loatra;momba ilay karana tsrmora indray dia efa miriaria ranamana na dia tao anatin'ilay afera Miora taloha aza no nahavoatana azy tao ambony antsinanana sady zay ndray mbola iny nivoaka gros plan tao @ gazety Malaza iny ndray fa hoe ati-doha nikotrika zao indray ka tsy hita ny tena marina eh!samy miandry ny figadony fotsiny.
9. miantsaharimanitra ( 24/09/2005 19:46)
Raha izao no fipetrany dia mety handray andraikitra ihany ny fokonolona hanampina ny mpitandro ny filaminana :-$
10. poui ( 24/09/2005 20:10)
Kôzy ary hoe:za alou tena manameloka an-drazoky kosa e,tsy gasy tsy karana mitovy @ toa tsy ananany antra mitsy fa refa tsy reviny de basy elah!Mino alou za fa ts maintsy ho tara sambo ihany leiry @ farany dia eo no ho raisina.:roll:
11. pitchou ( 25/09/2005 16:27)
hps> le afera Miora ve le hoe sipa gasy saika hanambady karana d nisy namono?
12. tsikabija ( 25/09/2005 18:08)
Voalazanao tsara ry pitchou,ka izany indrindra ange no mahasadaikatra eto satria ilay rafozan-dahiny karana ihany ity nahazo LP ity ka izao tafiditra @ atidoha nikotrika namonoana an'ilay bijoutier izao indray.Za koa mantsy mponina eto Bira ihany ka tsy niandry ny vali-tenin'i hps fa maharaka ny tantara nisy teto
13. hps ( 25/09/2005 18:17)
Misaotra antsika maharaka ny vaovao aloha eh,ka ny tena marina anie dia toa efa sadika mihitsy angamba ity razoky ity satria ny fitsarana ny teo aloha mbola tsy vita dia izao efa anisan'ny fototra niaingan'ilay fatina karana iray izao indray tsy vitan'izany fa efa mirihariha eto @ tanana indray nanomboka omaly maraina ka lasa ohatrin'ny fanaovana tsinotsinona ny asan'ireo mpitandro ny filaminana eto antoerana;ahoana indray angaha zay ho fingadon'ny manaraka eo:?::b
14. pitchou ( 26/09/2005 18:13)
ka le bandy karana saika ho vadin'i Miora aza lasa vadin'ilay saika ho rafozany kou!
15. Herimiafina ( 26/09/2005 18:35)
Iza daôlo zany ry pitchou. Mampatsiahy ahy ny premiera amouroko le Miora mantsy.:-D:-D:-D:-D
16. pitchou ( 26/09/2005 23:39)
fa efa any @ firièm amour kay enao zao? 8O
bandy karana any bira zay, Rachid nenarany!
17. Herimiafina ( 27/09/2005 21:38)
Ehhh, firiema amoro marina moa zany zao za ty e. deziema angamba raha tsy diso ny kaonty.
Fa maninn kay ny sipa tsy mety miteny hoe firiem amour ilay bandy sipany e?
18. fasaly ( 28/09/2005 11:27)
ka 2eme amour dooly zao mety taorian'ny 1er amour knou, satsia tsy misy samy hafà tsony ny effet-ny après ny 1er
19. Veloo ( 28/09/2005 16:26)
aiza ry reto zany Bira izany? tsssss ary ny ra8 angaha tsy mba afaka manala an'ireo karana ireo kle, to manomboka mi-domine be ry zareo? ny ny moske ary efa feno ao tana tena sondy be za nahita an;'ireny:twisted:
20. Herimiafina ( 28/09/2005 18:26)
fasaly, les deuxieme sont les premiers des derniers. heheheheheeh.

Veloo, naninn anao njay zahay karana?:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7244