zava-misy
21. hps
(
28/09/2005 19:01)
Resaka crime ilay izy fa tsy resaka amour akory, ilay rassid indray io no tena lohan-dohan'ny mpisorona tratran'ny mpitandro filaminana , fa ny zanany no vadin'i rafozany io lazain'i pitchou io :*
23. Veloo
(
28/09/2005 19:35)
o ry hery a tssssssss tady hi-domine any dago nareo kle :-D:-D:-D:-D
ry zalahy efa betsaka lotra any @ taniny any ka mitady toerana hajanahana:twisted:
ry zalahy efa betsaka lotra any @ taniny any ka mitady toerana hajanahana:twisted:
24. Herimiafina
(
28/09/2005 20:21)
Hehehehe, mi-domine hoe ry Veloo, ka jereo fotsiny aza fa zahay tsy miantso akory de misy volontera vitraky be te-ho dominer-na de ataonay ahoana aza.
Patro patro patro tsisy farany.
Tanjemo fa hanamboatsa bômba atomika zao zay an. hehehehehehe:-D
Patro patro patro tsisy farany.
Tanjemo fa hanamboatsa bômba atomika zao zay an. hehehehehehe:-D
26. Herimiafina
(
28/09/2005 20:52)
Sady ny sipakelinay manja aby an. Sady crane be daôly. hehehehehe:-D
28. Herimiafina
(
29/09/2005 16:54)
De tsisy ambara tsony ka, de ahoana ny hevitrao? Tia karana tampoka teo injay angaha? hehehehe:-D:-D:-D:-D
30. Herimiafina
(
29/09/2005 17:37)
Omena produit vaovao ary ianao e.
Karana mifora, de ahoana njay. hehehehehehe:-D:-D
(Faly ery avy eo hisafosafo ny volontratrany:-D)
Karana mifora, de ahoana njay. hehehehehehe:-D:-D
(Faly ery avy eo hisafosafo ny volontratrany:-D)
31. hps
(
30/09/2005 19:39)
tsy ho lasa akondro voasana ndray ve zany,raha tsy mifora sao aloha de zany no mahaliana ireny sipa gasy ireny @ Rakana
32. miantsaharimanitra
(
30/09/2005 19:42)
fa iza indray zany miseho ho vazaha sy karana ato zany eh? sa refa any France,na Inde de mitomany ho mpiavy sy tavaratra daholo^:^
35. Herimiafina
(
03/10/2005 23:22)
Sady Kary tsarasoratra hanarian'i pitchou ny kary tamantrano. hehehe hehe:-D:-D:-D:-D:-D
36. pitchou
(
04/10/2005 10:45)
:-D:-D:-D:-D:-D ahona alou zany tsara soratra e! kary telo soratra? hihihihihihihi
38. pitchou
(
07/10/2005 13:33)
siamois le somary gara maso? zany volondavenona zany ve tsy saka d gouttière?:-D
39. Herimiafina
(
07/10/2005 16:42)
Ary ahoana no nahafantaranao ny adressiko? hehehe, 795, Gouttière Sewage street, Bronx, ......hehehehe:-D