inona ny manosika ny olona miverina @ efa namitaka azy

1. xxx ( 22/09/2005 20:15)
tena tsy azoko mihintsy fa mba lazao ahy ny hevitareo. Misy tovovavy iray manana sipa, mbola sipa fotsiny an, dia mampirafy be ilay lehilahy, io no voalohampitiany, sady ny ray amandrenin'ndralehilahy no niantoka azy hoa aty andafy sy zavatra hafa ihany ko. k
novalian'i fijo ny 07/10/2005 20:49
2. Herimiafina ( 22/09/2005 20:20)
Rehefa tia koa hono dia mi-pardonner ny rehetra rehetra na dia ny heloka tena ratsy be indrindra aza.
Maro ny zavatra tsy eken'ny saintsika, toy ny antsoina hoe mampirafy sns, misy ihany nefa ilay tena hoe tia dia tsy mampaninona azy izany fa adinony eny foana.

3. fijo ( 22/09/2005 20:20)
tsy mazava izay tena tiana lazaina
4. xxx ( 22/09/2005 20:20)
ny fanontaniana dia ity, mo ve tena fitiavana ny andry zareo sa misy zavatra hafa ao ambadika. raha mamitaka inbetsabetsaka izany mantsy tsy dia azo antoka ihany nefa dia nivady ry zareo zao sady efa miandry zaza. bevoka tao le ehivavy dia nivady ry zareo.
5. Veloo ( 22/09/2005 20:22)
xxx a,
1 - mety tena tia ilay kala ka tsy afa manotra, rehefa tena tia anie aky angaha tsy loza mihitsy e...
2- eo zany izy 1er amour-ny ko amin'izay. tsy mbola tena mahalala tsara ny tena oe fitiavana izy noheverina fa io dia io ihany jusqu'a misokatra ny masony.
3- mety ho interet ko ilay izy satria ny rar ny bandy no niatoka hanatafita azy (misy fatotra ao)
ireo no fantatro
6. Herimiafina ( 22/09/2005 20:23)
Tena betsaka mihintsy ry xxx ny cas mitovy amin'io an. Fa matetika lou ny an'ilay iray filandraha tsy mahita, dependance, ny an'ilay iray amin,izy ireo au moins no tena fitiavana pur.
7. Veloo ( 22/09/2005 20:24)
kay en plus efa misy zaza. Isika gasy anie manana fisainana oe io ny vadiko dia tsy miala @ io aho na dia mampijaly ahy ary e.... mbola betsaka mihitsy ny gasy vavy manana an'io fisainana io an. No sady mi-penser ny avenir ilay zaza ko izy dia tsy misaraka.
8. Herimiafina ( 22/09/2005 20:28)
Ka zay de vokatr'ilay fitiavan'ny sasany any ivelany mitsikera sy mifosafosa e.

Faly ery rehefa hoe nisaraka hono ry anona de ampiana kely hoe, mbola aiza no hanjo an'ikalaratsy iny e.

Mihaino ihany hoa tantara amin,ny radio vazo gasy fa ho hitanao ao ny fahamarinan'izany e.
9. Veloo ( 22/09/2005 20:41)
ie matin'ny vavan'ny olona...
10. Herimiafina ( 22/09/2005 20:43)
De zay le blem be mahintsiny, fa raha mandinika nareo de ny sipa no tena miraharaha be ny vavan'olona any ivelany, fa ny bandy tsy dia mivakl loatra.

De eo amin'ilay hoe hisaraka de ny tena manahirantsaina an'ilay sipa de le hoe afabaraka amin,ny fiaraha-monina izy de aleony miharitra trefle ao e.
11. hesham ( 22/09/2005 20:48)
Raha ny ahita lehilahy tsy hanitsakitsabady aloha dia eeee vitsy be zany . Raha izany no raison hisarahanao @ olontinao dia mety hiova isan`andro ianao .
Fandeferana daholo io e , mety zay koa naharesy lahatra ny fianakaviandralehilahy sy ralehilahy .
Matoa izy tsy mety niala tiany ilay bandy ary matoa ilay bandy iteraka aminy dia tiany koa ravehivavy sady mahatanty soka .Asa aloha fa zay ny hevitro e.
:-D:-D
12. Veloo ( 22/09/2005 20:50)
eeee tsy fantatr'ilay bandy mantsy fa ny tody tsy misy an fa ny atao no mbola hiverina...
13. valie ( 22/09/2005 21:09)
Marina fa hafa ihany zany hoe valohampitia zany nefa rehefa hita zao v fa manararaotra tsy avela any fa.Za aloha vehivavy fa za tena tsy mahazaka anza ampirafesina zany e! mbô marina iza no hiaritra fijaliana eo. Aza manaiky ataon'bandy anzan ry tovovavy namako isany a!
14. Veloo ( 22/09/2005 21:21)
valie a mety tsy manana safidy aky ilay kala lazain'ni xxx ery a
15. Herimiafina ( 22/09/2005 21:28)
Mampanaelo. Raha za manokana alou de tiko be mahintsiny le vadiko na dia mbola tsy fantatro aza de ny ahy njay de avelako manao ze tiany e. Sady za zao fidela be mahintsiny.

16. zefalah ( 22/09/2005 21:41)
amiko aloa ,ny fitiavana no nanosika azy anao an'zany
mahery ra fitiavana ry zareo..ka aza mena siny izy
17. cutie ( 22/09/2005 21:49)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 22-09-2005 22:20:57
Lohateny : Re : inona ny manosika ny olona miverina @ efa namitaka azy
ny fanontaniana dia ity, mo ve tena fitiavana ny andry zareo sa misy zavatra hafa ao ambadika. raha mamitaka inbetsabetsaka izany mantsy tsy dia azo antoka ihany nefa dia nivady ry zareo zao sady efa miandry zaza. bevoka tao le ehivavy dia nivady ry zareo.

ka izy zany we t@ izy nanao sipa ry zareo no namitaka izy .
Nefa zao ve tsy efa milamina, tsy hitako ze olana raha zany .
18. Herimiafina ( 22/09/2005 21:54)
Ka ze namitaka taloh ane hono mbola mety hamitaka ankehitsiny e. Mety efa toetra raiki-tapisaka zany fampirafesana izany. De lasa tsy atokisana tsony satria tanana zatra mivokona ka tsy afa mitsotra intsony e.
19. Liltax ( 23/09/2005 04:02)
Ny ana ndray de apetraka eo @le resaka fitiavana ilay izy . Satria hono ny "FITIAVANA " mahavita zavatra bdb mintsy eo @ olona ray ny ohatra raiko fotsiny de ny resaka fahasarotampiaro diso tafahoatra loatra ka lasa mahavita zay tsy eritreretin'ny saiana akory ; eto ndray dia ny fandeferana no mibahantoerana eo @ lay fitiavan-drakalakely ; fa aza tafiditra lalina fotsiny fa tsy hay zay iafarany " mety ho karôty no atsatoka nefa vôtavo ny vokatra " hi hi hi
20. lilbon ( 23/09/2005 04:50)
marina ny an'i cutie !
ka izay ilay fitiavana kou inn no mahalasa saina amy zany mou fa de mirary soa !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1378