inona ny manosika ny olona miverina @ efa namitaka azy

21. xxx ( 23/09/2005 06:10)
Mafy ange rehefa tia e, tsy ahenona marary mihintsy .
Zay lazain`ny olona tsy misy marina fa jamban`ilay fitiavana . :(:(
22. Chuan ( 23/09/2005 07:49)
Raha amin`izao aloha dia azo lazaina hoe fitiavana no mahatonga an`izany satria voalaza etsy ambony koa fa 1er amour le bandy , mbola miredareda ny fitiavan`ilay sipa ka manampy azy hatanty izany ! Ao aoriana kelin`izao mihena tsikelikely io fitiavana indrindra fa raha tsy voakolokolo toy izany , dia eo vao ho dakorifatra ny joba raha vao mahita occaz ary ilay bandy indray @ izay no tsy hatanty . Isika kofboay aloha tsy atao imason`ireo sipa ireo fa tia tena e ! Isika te ho vedety etsy sy eroa kanefa ny sipa raha vao manao dia isika no tena tsy mahazaka ary na ny fiaraha-monina aza d`efa manaiky an`izay @ ankapobeny .ary izay no otran`ny hoe tsy mampitovy ny lhl sy vavy na dia misy aza ny ezaka ho fampitovian-jo . Ny bandy raha miaraka amin`ny sipa 10 de hoe " favori " iny fa raha vhvy miaraka am`bandy 4 de tsisy resaka fa tonga dia " makorela" avy hatrany iny . Tsy hita izy ity rey olona fa dia samia mahay mandanjalanja izay ataony a !
23. pika ( 23/09/2005 08:08)
ny fitiavana no manosika hiverina hanao ho toy ny tsy nisy izay niseho
nefa misy fetra ihany izany ka any andro any volana mety hivadika ny tantara
24. fasaly ( 23/09/2005 08:21)
mahajamba anie ity fitiavana fitiavana ity e! rehefa tena tia de tsy hita izany defaut rehetra izany.
25. estine ( 23/09/2005 08:57)
[quote=Veloo]
kay en plus efa misy zaza. Isika gasy anie manana fisainana oe io ny vadiko dia tsy miala @ io aho na dia mampijaly ahy ary e.... mbola betsaka mihitsy ny gasy vavy manana an'io fisainana io an. No sady mi-penser ny avenir ilay zaza ko izy dia tsy misaraka.
[/quote=est]
isika olombelona anie mihevitra fa mahafe tsara ny FITIAVANA e! nefa isika ary no fehezin'ny Fitiava e!,koa hoy aho hoe raha toa ka manana "tendence" ny miverina foana @ izay efa nandratra dia noho ny HERIN'NY fitiavana izay tsy ho voafehintsika naoviana*2 ary io fiverenana io no fitiavana tena izy,araka izany haingo fotsiny ny tombitsoan' ny zaza,henatr'olona,sy izay efa vita...


26. rinia ( 23/09/2005 09:00)
ny sipa koa rehefa diso miharitra be loatra de araraotin'ny bandy
27. zefalah ( 23/09/2005 09:12)
rinia>indrindra fa refa manantanteraka zay tenen'lay bandy.
28. pika ( 23/09/2005 09:51)
fa raha izy niaritra be loatra iny no tonga saina dia tsy azon'ny bandy intsony a
29. valie ( 23/09/2005 10:32)
rinia:

ny sipa koa rehefa diso miharitra be loatra de araraotin'ny bandy



marina nenao.
Tsy azo atao ny miharitra zan fa refa hita fa manao zvt hafahafa d elao.
:lol:
30. valie ( 23/09/2005 10:34)
zefalah:

rinia>indrindra fa refa manantanteraka zay tenen'lay bandy.



F'ita oa zefalah.
Lasa zefavavy eo nao f'aza manaiky ra sipa namako isany a!
:-D
31. jon ( 23/09/2005 13:05)
za koa de mba mila hevitra @ nareo rehetra!
za zo dia nanana sipa ! de nisaraka izahay!
dia niaraka t@ na bandy tao @ ny tanana izy fa izaho mbola tsy nitady sipa mihintsy !
dia avy eo nisaraka indray zareo sy ilay bandy !
dia niverina niaraka indray izahay roa!
ka izao zah de very hevitra ; hotran'ny menatra @ manodidina za! hotran'ny tsy ahitako fahafinaretana mihitsy ny miaraka @ ny kanefa izaho tsy mahasaraka azy ! ka inona no tokony hataoko !
mety amiko ve ny haka azy ho vady sa haona ?
32. xxx ( 23/09/2005 13:49)
jon aaa haka vady ve ??? diniho tsara ihany lesy aloha an . Toi anga dia efa tsy mahita sipa tsony sa dia hoe entin`ny fazarana dia hoe tsy maintsy vadiko ity fa ity no mahazatra ahy ? toi anie izao efa ataon`ny bandy na sipa resaka ao @ tanana fa ny jobanareo efa nambaori`ny sasany e .mahaiza ihany miavona in11 letsy an .
33. kafmalbar ( 23/09/2005 17:06)
TANO NO AZO FA SAROTRA NY MILA.Mba fantatrao moa no dikan'izany
34. hesham ( 23/09/2005 18:54)
:roll::roll::roll:
35. Herimiafina ( 23/09/2005 19:48)
Arakarak'ilay atout kou io kah. Raha be atout zao de mety tsy de sarotra ny mila an.
:-D:-D:-D:-D
36. cutie ( 23/09/2005 21:22)
Mpandefa : kafmalbar [ Valio ] 23-09-2005 19:06:02
Lohateny : Re : inona ny manosika ny olona miverina @ efa namitaka azy
TANO NO AZO FA SAROTRA NY MILA.Mba fantatrao moa no dikan'izany

marina io
37. Herimiafina ( 23/09/2005 22:19)
Marina ngah, odoieee.:-D:-D:-D:-D
38. cutie ( 23/09/2005 22:20)
ie odoie :-D
39. Herimiafina ( 23/09/2005 22:25)
Saka manatody eee!:-D:-D:-D:-D
40. cutie ( 23/09/2005 22:28)
aza mino refa tsy mino e , tsy terena kou enao :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1901