santimaka

1. xxx ( 22/09/2005 04:41)
:?:rehefa tena tia olona iray ianao ! dia mahatsapa fa toro be ny fo !tsy dia mahalatsa-kanina firy, indrindra fa raha sendra misy zavatra tsy azo ihoarana ?kenda raha vao hisara-toerana .
ZANY VE LE FAHASAMBARANA ?:oops:
2. lilbon ( 22/09/2005 04:42)
Gaigy be le refa tia ka !
aleo za hangina!
3. ari.malala ( 22/09/2005 05:33)
za ndray d mahalatsakanina fôna ko! afa tsy hoe tsy mahita anazy angaha!, d tsy kenda refa hisaratoerana izany! malahelo b fts! d refa eo izy d tena sambatra b tsy mahalala an'izan'iza tsony! :)
4. xxx ( 22/09/2005 07:17)
Za aloha dia ohatran'io xxx io e raha voatery tsimaintsy hisaratoerana znay tena mafy ka tena tsy mahalatsakanina mihintsy sady maheno mijaly e!
5. mamzelkely ( 22/09/2005 07:47)
ts mahalatsakanina ve:? ts haiko alo e...fa na izany aza hafa ihany le manana olotiana e... na de lavitra aza ...:lol:
6. vale ( 22/09/2005 08:05)
Fahasambarana ? an!!!D tsy haiko aloha é!
7. xxx ( 22/09/2005 08:44)
Za aloha dia mahalatsakanina tsara e . Tsy haiko re zay mahazo ahy fa za raha misy olona tiko be , eo ankaikiny aho mahatsiaro sambatra ary tena hoe tsapako fa tiako izy, fa rehefa misaratoerana zay dia tsy dia malahelo izany za .Izany hoe rehefa hitako izy vao tena tiko fa rehefa tsy hitako otran`ny tsy ivakiko loha lotra .Inona no mahatonga an`izany ?:?
8. pika ( 22/09/2005 09:37)
raha mbola matoky ny fitiavany aloha mihinankanina foana e :lol:
raha sendra misy adiady vao mety hoe
9. sun ( 22/09/2005 09:53)
za mba te anan'olo tina fa nilaozany
10. andonirina ( 22/09/2005 10:43)
sun:

za mba te anan'olo tina fa nilaozany


aza kivy zany fa mbola ho avy ny anjaranao e!
11. mora ( 22/09/2005 11:05)
Mitoto koba hatavy, za efa mahia kely ty no mbola tsy hihinankanina:roll:
12. xxx ( 22/09/2005 11:36)
Raha mifamaly ilay fitia dia fahasambarana izany fa sao dia ianao ihany no tsy mahalatsak`anina fa ilay anankiray mahalatsaka be dia mampalahelo .:(:(
13. fasaly ( 22/09/2005 11:39)
rehefa manampitiavana de efa sambatra izay, izay lay hoe fahasambarana. fa rehefa misara-toerana, alony mety tsy ho kenda fa torotoro fotsiny ny fo e!
14. ari.malala ( 22/09/2005 12:23)
mamzelkely, na d lavitr aza v? :-D;)

hany ny hanina ry zareo fa ny harena mila vintana! :-D
15. mamzelkely ( 22/09/2005 12:32)
njy kosa ry ari.malala an...mhhhh milay e:wink::-D

refa tia sy tina ky de sambatra fôna ....
16. zefalah ( 22/09/2005 15:45)
lilbon> za konko angina....hahahaha
17. Veloo ( 22/09/2005 16:42)
mamzelkely a misy chance kely dia kely rehefa lavitra kle na dia tena tianao ary.. otran'ny tena kivy be zany oe izy any an-tany lavitra any.. ny aloha raha vo lavitra dia tsy mety mihitsy mande ny andro sy ny volana tena mihidina ilay fitiavana retsy a. Ka raha manana ny tiako aho dia eo akaikiko fona kle...
Rehefa tia ry reto tena otran'ny oe andrimanitra kely mihitsy ilay bandy a manao izay tiny atao fona.. zay ilay fahasambarana arak'ilay lazain'i fasaly ery ambony ery...:wink:
18. fijo ( 22/09/2005 20:26)
ny ahy aloha ny kaly no tena tiako e.iny manaraka avy eo
19. Veloo ( 22/09/2005 20:28)
fijo a tssssss tandremo ihany e... manimba raha be lotra aky a:}
20. hesham ( 22/09/2005 20:54)
Ny ahy indray raha any lavitra any dia any izy zay .Tsy dia amparariko fo lotra ka efa hoe lavitra ko .Tsy fantako izay ataony any fa rehefa fankahita ka mbola masaka de masahana e .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3121