santimaka

21. Veloo ( 22/09/2005 21:01)
hesham a ka zay mihitsy retsy a...:wink:
22. valie ( 22/09/2005 21:03)
Mlay zany tena tia zany ka Misy fahatsarany nefa koa misy faharatsiany. Fa rehefa tena iainanao le izy hitanao fa ten sambatra enao. Fitiavana tsara zany fa zany hoe mila kolokoloinao le izy a! mila hajainao koa izy fa tsy lalaovina toy ny fanaon'ny tanora amzao e!Za tena ao anatin'ny fahatanorana tsara fa amiko zany fitiavana zany zavadehibe eo amin'ny fiainana. Ary za tena sarotiny mihintsy raha zany fitiavana zany no mba ivazivazina. Za koa aloha b fitiavana b e!!!
Hajao le fitiavana d ho hitanareo zan e!
Mazotoa ar!

23. Veloo ( 22/09/2005 21:23)
endry be njy dia mahazo ny tsara rehetra o!
24. Herimiafina ( 22/09/2005 23:14)
xxx:

:?:rehefa tena tia olona iray ianao ! dia mahatsapa fa toro be ny fo !tsy dia mahalatsa-kanina firy, indrindra fa raha sendra misy zavatra tsy azo ihoarana ?kenda raha vao hisara-toerana .
ZANY VE LE FAHASAMBARANA ?:oops:


Za zao ry xxx efa ela njay tsy nahatsapa izany tsony de sa me mank be mahintsiny. Te hijaly ampitiavana be za. Tam za voa alou de niheritreritra hoe tsy sambatra mintsy e. Fa nony taty aoriana dia tena Fahasambarana daholo kay izany, de zay zany le sambatra e. Te ho sambatra aho zany.
25. lilbon ( 23/09/2005 04:56)
le izy rizareo tsy de hoe kivy loatra a!
tsy deizay loatra fa tonga my le we milalao vovoka irery !8-)8-)
gaigy wa le izy e!rehefa tratrany de ataon'ny mahatsiaro ny anarany mintss!
fa reny koa angamba no vao mihe mahamafy azy rehefa samy latsaka e!sa tsy marina ?
26. hesham ( 23/09/2005 06:24)
Raha misaratoerana mba torohevitra ihany aza ampararina fo lotra fa sao lasa adala any antany lavitra any sady tsy hainao koa anie izay ataony any marina e . Ianao mety marary fo tsy mahalatsaka hanina nefa izy mety mikaly be sy mirevy beuuuuuuu .:-D:-D:-D:-D
27. ari.malala ( 23/09/2005 06:34)
hesham, refa mahay mifampatoky r'se tsisy anzany â! mifampatoky d mifankatia! anontanio anie za ê! :-D:-D
28. hesham ( 23/09/2005 06:46)

ari.malala an , tsy hoe tsy mifampatoky anie fa zany hoe tsy hamonoako tena tsy ihinanako hanina ilay fisarahantoerana sao dia maty eo za kou .:):)
29. fasaly ( 23/09/2005 08:30)
fa inona moa no tena mahatonga lay fitiavana misara-toerana e! toa resaka misaratoerana dooly ilay izy ato kou!
30. mamzelkely ( 23/09/2005 08:58)
fasaly< ny fitadiavana ky no mahatonga an'io a...:(

veloo< marina ny teneni njy fa za alo de tsoriko fa tô mitombo le izy fa tô ts de reko mihena e....:):°)
31. lilbon ( 23/09/2005 09:02)
fa le izy mitombo iny anie notena mampijaly e! hahha
32. fasaly ( 23/09/2005 09:28)
(l)(l)(l)
aza atao mijaly mou e!
ento miadana ihany e!
izay maharitra vadin'andriana hono!
33. lilbon ( 23/09/2005 11:04)
hahahah! zany tokoa e !
34. ari.malala ( 27/09/2005 14:35)
lilbon, fa manin no mampijaly ê! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3171