momba ny antoko mpihira fmz

1. mamissou ( 17/09/2005 18:37)
Izaho dia anisan'ny mpikambana voalohany indrindra tao @ io chorale io. Ao amin'ny Fg FJKM Ziona Vaovao Mahajanga no misy azy. Mpitandrina tao ny raiko ny taona 1968 -1978.Fantatrao ve ? Efa nisy chorale tao taloha, tsy haiko izay naharava azy fa t@ 1974 indray natsangana izy ka ny Tanora Zokiny sy Tanora zandriny t@ izany fotoana no nitambatra. Izaho no zandriny indrindra tao t@ izany. Ireto avy ny mpitarika nifandimby sy ireo mpitendry zava-maneno niaraka taminay tao : Rémi Andriantsoavina, Marc Raveloarijaona, Jean Razafindrajery, Heritsimba Ramarokoto, Emile Rakotonarivo, sns... T@ 1976 no nitondrany voalohany ity anarana Feo Mahafalin'i Ziona ity. Loko mavo (jaune poussin) ny akanjo ambony, ary marron ny jupe sy pataloha t@ tenue. Noho ny toe-javatra teo an-tanàna (adin'ny komoriana sy malagasy) t@ faran'ny taona io anefa dia nikatona ny Fiangonana nandritra ny fotoana vitsivitsy ka voatery nihemotra taty amin'ny 6 février 1977 ny fanokanana ny chorale, araka ny anarany vaovao sy ny fanamiana.Hira faneva t@ izany noforonin'i Mr Heritsimba Ramarokoto ny hoe : "Mihirà ry Feo Mahafalin'i Ziona ô!". Betsaka ny azo ambara fa raha sitrakao dia manorata aty aminay e! alalan'ny fiderana azy. Fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitsika.
novalian'i HeryLo ny 24/09/2005 08:50
2. naritsimba ( 19/09/2005 07:53)
Salama e!
Raha tsy mahadiso dia zanaky Pasteur Randriamitandrina Jacques izany ianao. Mifankahalala tsara isika koa mety raha mifanoratra angamba
NARITSIMBA
3. HeryLo ( 24/09/2005 08:50)
:(oulalala !! lava be kou izy zany klé!!:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3725