Fomba hahafantaranao fa mandainga ny olona iray.

1. Herimiafina ( 16/09/2005 03:09)
Milaza hoe karazana fomba hahafantarana fa mandainga ny olona iray miresaka aminao? Na fihetsika, na fijery na teny na inona rehetra e.
novalian'i fijo ny 23/09/2005 19:50
2. maditra ( 16/09/2005 03:20)
Miondrika izy miteny no somary mangala-pijery kely amin'izay hijerevany ny reaction-nao. ah ah , vandiko izany fa matetika be ny olona mandenga amiko no tsy fantako akory. Eo zah mino eo!:?
3. pika ( 16/09/2005 05:47)
@ akapobeany dia sahy mibanjina ny masonao izy
ny tena mora fantatra aloha dia ny olona efa zatra mifanerasera aminao ka raha vao .... :twisted:
4. sechat ( 16/09/2005 07:13)
Ny ahy jereko foana ny tarehin'ny olona miresaka amiko, indrindra ny masony :-D Rehefa hitako ohatran'ny hafahafa dia manomboka mieritreritra za hoe mandainga ngamba ity. :lol:
5. bozimanga ( 16/09/2005 09:46)
somary taitaitra izy de zay eh!8)8)
6. pika ( 16/09/2005 12:44)
tsy sahy mibanjina ny masonao izy
fa latsaka ny tsy e tery ambony e
7. kally ( 16/09/2005 15:08)
Rehefa sendra ny mpandainga za-draharaha ianao, aty aoriana vao hoe hay nandainga fotsiny iny.:roll:
8. fijo ( 16/09/2005 20:11)
soa aho fa tsy mpandainga,fa mpavandy fotsiny.na koa mpamango fijo
9. zakony ( 19/09/2005 09:16)
sarotra e, arakaraka ilay ny maha zavadehibe ilay andaingana koa io ka, raha zavatra tsy dia misy dikany ohatra tsy ho fantatrao satria ho normaly be ilay kil milaza ily izy, fa raha hoe namono olona izy ohatra dia mety hita amin'ny reaction ihany
10. deghany ( 19/09/2005 11:14)
pika:

@ akapobeany dia sahy mibanjina ny masonao izy
ny tena mora fantatra aloha dia ny olona efa zatra mifanerasera aminao ka raha vao .... :twisted:


tsy voatery kosa e!! za zao tsy mijery maso zany refa miresaka!!

11. cocorie ( 19/09/2005 12:22)
tsy haiko fa za otran'ny voalainga fona,
12. deghany ( 19/09/2005 13:33)
cocorie> voalainga foana v njy? ratsy b zany an!! hehehe
13. Herimiafina ( 19/09/2005 15:13)
Rehefa hitanao fa toa tsy mandainga mihintsy ilay olona fa toa marina foana izay zavatra teneniny dia mitandrema fa iny no tena henjana amin,ny fandaingana ka ho diso fanantenana ianao raha matoky azy be loatra.

Ireto misy indicateurs tsotsotra:
- Maso: mi-dilater ny pupille (le boribory ao anatiny miha-lehibe), nefa ny andro mazava (iny mantsy amin,ny alina na rehefa maizimaizina dia mi-dillater foana).
- Ny fela-tanana mikombona na afenina na somary avokona rehefa eo ambony latabatra.
- Miova ny intonation ny voix, lasa manao feo somary serieux izany.
- Mody mihomehy kely satria gêné dia te-hanafina.
- Mikorapadrapaka be.

Dia ireo aloha fa ilay izy arakaraka ny situation misy.
14. kally ( 19/09/2005 15:33)
Raha hisy mpanadainga ve hisy hanoatra noho ny mpisoloky, nefa dia mifanohitra tanteraka amin'ireo lazain'i Herimiafina ireo ny fihetsiny.
15. Veloo ( 19/09/2005 17:12)
Za dia tsy mba mahalala mihitsy...:(
16. Herimiafina ( 19/09/2005 18:19)
kally:

Raha hisy mpanadainga ve hisy hanoatra noho ny mpisoloky, nefa dia mifanohitra tanteraka amin'ireo lazain'i Herimiafina ireo ny fihetsiny.


Ka ny mpisoloky dia olona mety tsy mbola hitanao taloha, na tsy fantatrao, dia afaka mitafy personnalité amboarina temporairement ary tsy afaka hanaovana comparaison satria ny ataony eo no fantatrao fa ny taloha tsia.
Fa na dia izany aza rehefa matahotra ny olona iray dia misy signe mipoitra foana eny amin'ny fihetsiny ivelany. Na hozatra mipoitra eny amin'ny riran'ny tarehiny aza izany.
17. Veloo ( 20/09/2005 21:01)
o ry hery a ny olona ankehitriny manana face roa tsy fantatrao intsony izay tena izy hain-njy zareo ny mandainga.:P
18. Herimiafina ( 21/09/2005 02:06)
Marina mihintsy izany fa tena lasa betsaka mihintsy ny olona mandainga ry toa ireny manana diplaoma ambony amin'ny fandaingana ireny mihintsy izy.

Ny tena marina mahay mi-manipuler olona izy ireny, ary tadidio fa ireto telo ireto foana no ampiasainy:
-la jalousie-la menace-la promesse.

Rehafa tratran,ireo telo ireo ianao dia tampina ny masonao dia tsy manadihady intsony dia tsy mahita ireo signe rehetra hoe mandainga ilay olona miresaka aminao.

Contrôle emmotionnel hoa aho no vahaolana, aza mora entimpo sy miakatrakatra na mora be fihetsehampo fa tonga dia mora fitahana be.

Raha misy mampanantena anao mana avy any an-danitra dia aza tonga dia faly be fa manana recul foana, mieritrereta fa tsy hahafaty anao ny mieritreritra.
19. mirabel ( 21/09/2005 15:46)
psy mihitsy angamba i herimiafina ity an !!
20. Herimiafina ( 21/09/2005 16:04)
psykédélik.:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5271