Fomba hahafantaranao fa mandainga ny olona iray.
32. tranokely
(
22/09/2005 07:34)
ny fomba ahafantarako hoe mandainga ny olona iray de satria tratrako ny laingany!!!!!!!!!
33. menakely
(
22/09/2005 08:14)
salut dahol eh!
NY ahy indray raha zaza ilay miteny dia tonga dia mailo foana zaho afa- tsy zaza efa fantatro tsara surtout raha misy zavatra tiany nefa haihainy fa mety tsy hoazony de afaka mandainga izy nate- hiampanga olona izay izy ,na te-hivoka trano sns...
Raha olondehibe indray dia somary sarotrarotra satria tena misy manana grade @ lainga ny olona sasany(aleo mifanena @ mpamosavy toy izay mifanena @ mpandainga) fa rehefa tratrako nandaiga @zavatra iray somary important zay tsy matoky any olona iny intsony zaho.

35. Herimiafina
(
22/09/2005 18:36)
Fantatrareo ve fa ny olona intelligent indrindra no tena mpandainga indrindra.:-D:-D:-D:-D
38. Herimiafina
(
22/09/2005 22:04)
Za zany te-handainga be mahintsiny, fa aiza misy olona azo andaingana tsy tezitra?:-D:-D:-D:-D
39. menakely
(
23/09/2005 11:39)
Salut!
Ka le laingaanie misy karazany maro eh!
zaho aloha en realité tsy mandaiga,zany hoe rehefa nataoko dia nataoko,rehefa zay no marina dia zay zany,
fa rehefa tonga ny fotoana hilana ny lainga masina na inona na inona no ataona tsy ho hazonao zany zaho (plan, fandrika efa voamboatra) fa mato kosa zaho manao anio dia ao raha,fa jamais kosa zaho mampiditra olona @ point grave @ny fa juste interetko no anaovako io.

40. deghany
(
23/09/2005 13:37)
Herimiafina:
Za zany te-handainga be mahintsiny, fa aiza misy olona azo andaingana tsy tezitra?:-D:-D:-D:-D
za!!! heheehhehe