test de virginite ho an'ny tovolahy

1. Nickovy ( 13/09/2005 12:02)
Dia tena henjana fa nandray fanapahan-kevitra ny Mpanjakan'ny Zulu Land aty Afrika Atsimo (Kwazulu Natal)fa manomboka izao dia hasiana test de virginite ho an'ny tovolahy ao amin'ny fanjakany. Ny test ho an'ny tovovavy aza anefa efa misy olana be ho an'ny ireo izay miharo ny zon'olombelona. Fakafakao eh!!!!
2. stephan ( 13/09/2005 14:53)
tena tsy hainay ny mamakafaka izany k'ty!
3. deghany ( 13/09/2005 14:55)
tena inn io kôzy io?!!! heheh
4. mandrindra ( 13/09/2005 15:18)
ahoana a;loha no fandehan'ilay test ?
5. yonikafopl ( 13/09/2005 19:23)
mba lazao misy hi tester na an'ilay virja serasera eee:-P
6. Veloo ( 13/09/2005 21:17)
tsssssssssss tsisy an'izany e:roll:
7. cutie ( 13/09/2005 23:42)
yonika tonga soa njy :-*
8. Herimiafina ( 14/09/2005 00:38)
Le methody mety hoe ''asiana mananona ilay tovolahy dia raha mahay be dia tsy izy intsony izany''. Tsotra sady tsy azo antoka à 100%.:-D:-D:-D:-D
9. lilbon ( 14/09/2005 04:45)
testeo eo zahay fa tsy koi kou !
raha hitanareo ve we virja zay tsy milay zany !
10. jentilisa ( 14/09/2005 06:39)
iza indray ary izany miseho ho mbola virja izany?
11. iartistika ( 14/09/2005 08:34)
ze misy kitro de tsy virja tsony!
12. jentilisa ( 14/09/2005 10:15)
ka izaho koa mikiraro dia tsy virja mihitsy e!
13. jack007 ( 14/09/2005 13:59)
Asa aloaha fa samy manana ny fomba fijeriny ny rehetra. Nipetra fotoana vitsivitsy t@ iny faritry Natal iny aho fa tsy dia hoe fanaovana test ny zava-dehibe. Marihana moa fa i Kwazulu-Natal no tena lasibatry ny HIV/AIDS @ ireo province 9 eto Afrika Atsimo. Ny antony moa dia noho ny fisokafany @ vahiny, satria anisan'ny toerana be mpitsidika izy io ankoatry Cape Town. Ny tena misongadina aty Afrika Atsimo moa dia ilay kapaoty ho an'ny vehivavy izay miaro azy @ fanolanana. Satria miakatra ambony dia ambony ny salan'isa. Dia samy mazotoa daholo eh.
14. Herimiafina ( 14/09/2005 20:14)
Kapaoty en permanansa, sasana isan'andro any amin'ny garazy.:-D:-D:-D:-D
15. fijo ( 14/09/2005 21:27)
araka io voalzana'i herimiafina io,dia mila testena izany aho e.ka iz ary no hanandramana azy.
16. sasa ( 15/09/2005 04:54)
fijo hi hi hi hi hi iza no hanandrana an'lah eo tsy te-ho diso fanantenana angah!:-D:-D
17. Veloo ( 15/09/2005 16:13)
inn fa miresaka ny lehilahy :-D:-D:-D:-D
18. Herimiafina ( 15/09/2005 22:42)
Maniry volo hatrany anatiny amin'izany fika atsofoka en permanence izany. he he.
19. Nananie ( 21/09/2005 15:54)
=))!
fa io wa misy mody gisa we tsy mahay tsy mahay , mody maladroit. Nefa fika fotsiny io!:-D
20. Herimiafina ( 21/09/2005 15:55)
Za zô tsy mahay de ahoana? Misy mampianatra angaha any?:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077