test de virginite ho an'ny tovolahy

21. Nananie ( 21/09/2005 15:56)
Tsy mba za lou kou! Fa hafaka hitadiavana ra oh ka mila toi:-D
22. Herimiafina ( 21/09/2005 15:59)
Za mataoutsa be mahintsiny raha mpampianatra mikapoka sy masiaka be.:-D:-D:-D:-D
23. Nananie ( 21/09/2005 16:04)
Njaso tadiavana zentille ary e:-D
24. Herimiafina ( 21/09/2005 16:06)
De asivo mpiara-mianatra fa manjary menatra be za.:-D
25. Nananie ( 21/09/2005 16:10)
Sao de mivadika zvt hafa eo io ka tsy fampianarana tsony kou?!:lol:
26. Herimiafina ( 21/09/2005 16:12)
Alao atao kouro partikilié aza e, amin'izay mba bandy kely roalahy zay no ao de mba intimaka be romantik sy historika tsara.:-D:-D:-D:-D
27. Nananie ( 21/09/2005 16:15)
Dein!:-P
28. Herimiafina ( 21/09/2005 16:17)
Dein ahona njay, zavatra favy be zany ko dein a dein, miankina amlé mpampianatra klou e. Fa raha mapmpianatra favy be toa anao koa dia aleo za rery indray.:-D:-D:-D:-D
29. Nananie ( 21/09/2005 16:19)
:-P
30. Herimiafina ( 21/09/2005 16:21)
Dakôro sa tsy dakôro e? :-D
31. Herimiafina ( 21/09/2005 16:24)
Ndé hatory kely alou haka fisainana lalina e. (l)
32. Nananie ( 21/09/2005 16:24)
Ary tsy le smyley tiko potserina no mipotra fôna.
Aoka @ zay ry herimiafina fa misy mihaino wa ny resaka.Aleo ho sekle d'etat8)
33. Herimiafina ( 21/09/2005 17:15)
Sao de misy manitsakitsaka eo ny zardin sekré nay sy Nananie an. Ataoko manfatiny an.:-D:-D:-D:-D
34. Veloo ( 21/09/2005 17:20)
iza ko no hihaino ny resakareo eo tsy za mihitsy an :-D:-D:-D
35. Herimiafina ( 21/09/2005 17:27)
Ary enao to naheno. Anjay, nihaino tao ambaravarana njay an.:-D:-D:-D:-D
36. Veloo ( 21/09/2005 17:29)
ko nareo tsy manidy varavarakely ko na dia ery 500 m aza aho maheno ny rehetra :-D:-D:-D
37. Herimiafina ( 21/09/2005 17:44)
De inona kou no henonao tao sao de zahy le niafina an'i kakabesoula tary am-maizimaizina tary, dia nafeniko tao ambaniko izy de ny lamosiko sisa no tazan'i kakabe? :-D:-D:-D:-D
38. Veloo ( 21/09/2005 18:32)
asa lesy anontanio azy ny manaraka, ary mandana amin'izay mianatra na miasa ry le hery a:roll::roll:
39. Herimiafina ( 21/09/2005 19:15)
Efa haiko daholo ny any ampianarana any de efa tsy mila hy tsony ny any ampiasana fa za le bôssy anie e.:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078