Tokony ho reviser-na amizay

1. jajaf401 ( 12/09/2005 18:48)
Raha ny toe-tsaina sy ny fandrosoana misy amizao aloha de efa tokony ho revisé-na ny sasan-tsasany amin'ny lalàna eto @ tany sy ny fanjakany eh!
Ny violance ohatra tokony ho deliberé raha ohatra ka provocation avy tany @ ilay violée ilay izy!
De ny mineur koa tokony hiova ny game fa tsy mety raha mbola 18ans de mbola mineur foana!!!! ; izany hoe zaho mahita fa tokony tokony ho any @ 11 ans ny mineur eh! de 12ans izy efa liberée; izay aloha fa asa nareo mbola mahita fanampiny??????:oops::oops::oops::oops:
novalian'i fijo ny 16/12/2005 19:39
2. pika ( 13/09/2005 04:51)
rehefa feno 11 ans ny zanakao vavy dia enga anie ho tanteraka izany e
marina fa tokony hisy ny fijerena fa io oh io kosa tsy lasa klé
3. jajaf401 ( 13/09/2005 10:04)
pika:

rehefa feno 11 ans ny zanakao vavy dia enga anie ho tanteraka izany e
marina fa tokony hisy ny fijerena fa io oh io kosa tsy lasa klé


firy no mba eritreritr'i Pika fa aza entina am-po aloha eh! ny totr'andro no miresaka eto ah!!!!!!!!!:-D:-D:-D soyez comprehansif(ve)!!


4. fijo ( 13/09/2005 22:16)
raha io resaka minera io aloha dia marina fa tokony ampanarahana ny zavamisy.
fantatra ary ny mpahay lalana ihany no nanoa azy fa 13 ans no antsoina hoe "age de dissernement",izany hoe manomboka eo ny ankizy no mahay manavaka sy mahalala ny tsara sy ny ratsy tsy tokony hoataony.nefa dia mbola tsy tomponandraikitra amin'izay ataony ihany izy.
raha le resaka viol kosa aloha ,na inona lazaina,tsy ekena e.herisetra io,ka tsy misy tokony hanamaivanana azy.
5. Herimiafina ( 14/09/2005 20:43)
Jereo hoe aiza no ari-fomba daholo ny fitaovana rehetra enti-miasa any amin'ny zanak'olombelona.
Fitaovampananahana (15 ans).
Fitaovana entina mieritreritra: feno en moyenne ny formation secondaire à 18 ans.
Fitaovana enti-miasa vatana: mitsahatra mitombo ny olona rehefa feno 20 ans.

Ka raha dinihina izany dia autonome ary mature tsara no mure tsara no masaka tsar ny olombelona eo amin,ny faha-18 taonanay.

Donky, sans discussion, majorité à 18 ans. Misaina izay nametraka an'io o?:-D:-D:-D:-D
6. fijo ( 14/09/2005 21:19)
ka ny dimbaka izao 14 taona dia efa mikefa ko.hiandry indray ve
7. Herimiafina ( 15/10/2005 03:23)
De zay dimbaka zay le lazain'i jajaf ato hoe miova ny toetsaina, hehehehehe:-D
8. jajaf401 ( 15/10/2005 18:54)
tsy dimaka kosa no tiako hasongadina eh!
fa any @ sehatra hafa mihitsy.
9. Herimiafina ( 15/10/2005 19:05)
Eeeeh, mon ami jajaf401, mon kamarady de diskission, eeeeh, malahelo aho milaza aminao fa mihabetsaka ny dimbaka toetsaina eto antany na any Madagasikara any, ary any amin'ny sehatra retraretra mihintsy. eeeeh.

Ity fanalalahana ity no antony, mila diktatera ny tanindrazana, mila despôty, mila didy jadona fa mila saziana kely tsika gasy fa mirongatra loatra le toetra ratsitsika.
10. pitchou ( 18/10/2005 18:14)
tsy hoe sanatria nisy olona nahabev zaza 10 taona d tokony ampidinina ho 10 taona ny age de majorité! na sanatria hoe nisy olona 14 taona d nahafaty olona d tokony ho izay ny age de majorité! raha te-hiresaka an'izay! satria 16 taona aza ny ankizy mbola lazaina hoe manao crise d'ado, izany hoe tsy mbola mazava ao an-tsainy ny tena tiany atao sy ny mety sy tsy mety!
fa misy lalana kosa tokony ovainatanteraka mihitsy satria lasa otran'ny mamporisika ny ratsy! ohatra hoe manao vola sandoka le olona d sazy= asa anterivozona mandra-pahafaty! fa raha mi-viol manimba tanteraka ny ho avin'ny zaza iray na dia mahafaty na itondran'ilay zaza takaitra mandra-pahafaty aza d sazy= volana vitsivitsy an-tranomaizina 'raha tena tsy hita mlihitsy izay fomba sy hirika hanafahana azy madiodio!!!!) Lasa otran'ny hoe ny taratasy misy dessin d ambony d ambony tsy mety oharina @ ain'olombelona mihitsy, fa izany ain'olombelona izany zavatra tsisy dikany!!! d toute façon zavatra renouvelable ny olombelona kou maninona mou na be aza ny maty e!
11. Herimiafina ( 18/10/2005 20:33)
La loi est faite pour être interprétée ma petite.
12. pitchou ( 20/10/2005 03:14)
ka izay no tokony hanovana azy!!!!! manjary misy interpretation tsy tokony hisy nefa voatery misy
13. Herimiafina ( 20/10/2005 03:54)
Fa ahoana no tsy asiana interprétation? Voafehin'ny soratra iray pejy ngah ny fiainanao? hehehehehe:-D:-D
14. jajaf401 ( 20/10/2005 04:42)
Nareo ve mahita fa niha maro ny violance ??, tsy noho ny hamaroan'olo io fa noho ny fivoarana, zany hoe fomba fitafy sy ny namany de manao appel @ mpanao ratsy, tsy akory hatao anefa fa tsy maintsy manaraka lamôdy!
15. pitchou ( 20/10/2005 18:49)
felana pà fotsiny zany jajafa a! lazao ndray fa isaky ny mahita zazakely vao aù-bolana enao d mahatsiaro ho voasarika hanao ratsy! tssssss zay le toe-tsaina mirefarefa
16. jajaf401 ( 20/10/2005 19:15)
pitchou:

felana pà fotsiny zany jajafa a! lazao ndray fa isaky ny mahita zazakely vao aù-bolana enao d mahatsiaro ho voasarika hanao ratsy! tssssss zay le toe-tsaina mirefarefa


tsy amin'ny taona intsony ry pitchou ah, fa generalité n'ny fiainana indray azafady!!
17. pitchou ( 21/10/2005 12:27)
felana pà zany wa! ekisikiozy foronina izany! na misy antokon'olona (sahala aminao) mamporisika izay toe-javatra izay! ndraindray ny tena mieritreritra mihitsy hoe tsara ny itazoman'ny faritra ireo lalana fampiatrany mba itazomana ny mety, sahala @ireny dinan'ny menavozo ireny! @zay tsy manana sy tsy omena okazio hamerenana zay fahadisoana mamoafady vitany intsony ny mpanao ratsy!
18. Herimiafina ( 21/10/2005 16:44)
Mifankatiava lou i pitchou sy jajaf401, vao tohizako ny resaka, tairo mifanoroka kely klou.:-D:-D:-D:-D
19. pitchou ( 23/10/2005 15:32)
mbay kosa i heri fa zà tsy tia namana manohana sy mamporisika zavatra mamoafady sahala @ fanolanana!:{
20. Herimiafina ( 23/10/2005 16:54)
Anjay kosa ry pitchou, ze ataony alaina tahaka fa tsy ze lazainy, hehehehe:-D:-D:-D:-D
Jajaf401 kosa mbola tsy nanolana e. hehehe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4409