Tokony ho reviser-na amizay
23. fijo
(
18/11/2005 23:26)
ny lalana dia natao "interpretena"fa aza adino,fa ny lalana penaly,dia "interepretation stricte"io tsy safidy fa izay.amin'ny penaly rehefa ao daholo ilay atao hoe "elements costitutifs"dia ao izay le sazy.
24. Herimiafina
(
25/11/2005 19:26)
Hoy ny lalàna, izay de izay, sans discussion, Na, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
26. Herimiafina
(
25/11/2005 21:30)
Tokony ovana kou zany le penaly fa aiza ve ka i Kotity namono zato amberivo, i Sombila namono anakiray nefa de i Sombila notifirina moa i Kotity mandehandeha ao amin'ny RFI ao Ivato klé, hehe:-D:-D
27. pitchou
(
30/11/2005 20:49)
ka izay no atao hoe lalàna ka! hozy ny lalàna hoe i kotity mahazo mamono olona zato amberivo ka na nahita maso daholo aza ny olona d izy afahana, fa le sombila na honohono aza satria sombilo ny anarany d tonga d vonoy malaky! zay hozy ny lalàna! NA!
28. fijo
(
30/11/2005 21:49)
atao akory fa zay e.
any angletera izao ny "majorité penaly"dia 10 ans;raha ny hevitro dia tokony anahaka an'io koa ny eto frantsa
any angletera izao ny "majorité penaly"dia 10 ans;raha ny hevitro dia tokony anahaka an'io koa ny eto frantsa
29. Herimiafina
(
30/11/2005 23:42)
pitchou:
ka izay no atao hoe lalàna ka! hozy ny lalàna hoe i kotity mahazo mamono olona zato amberivo ka na nahita maso daholo aza ny olona d izy afahana, fa le sombila na honohono aza satria sombilo ny anarany d tonga d vonoy malaky! zay hozy ny lalàna! NA!
Ie, izay mahintsiny no atao hoe lalàna, hitako no be matimaty be any Dago any klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
30. Herimiafina
(
01/12/2005 02:39)
Zah zao raha mamono olona iray, de fantatro hoe mitovy ny sazy azoko na hamono iray izaho na hamono arivo, tsy aloko tonga de araraotina vonoina daholo ze tsy tiko klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
34. pitchou
(
06/12/2005 21:32)
heri> ndao ary moa ampio i fijo hamono le olona b d b tsy tiany ireny! d raha misy oayaoay d i fijo ihany no zavoka
36. Herimiafina
(
07/12/2005 21:42)
Aleo aloha mahavono iray tsy nahy vao tena mamono kah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
38. bonaventure
(
08/12/2005 13:06)
Slt,sarotra ny raharaha satria maro ny vehivavy ,na reny miampanga ny vadiny rehefa tsy tiany dia lazainy fa nanolana ny zanany t@olonkafa,nefa dia maro ny ankizy hoy aho eo @ 10ans dia efa misary zoro ary dia tena mamely tokoa.Koa tokony hovaina fa maro ny lehilahy no voaroiroy @tsy misy dikany,nefa tsy ekena kosa ny fanimbana na famakina manta ny zaza tsy ampy taona
40. pitchou
(
12/12/2005 19:10)
bonaventure> d enao lhl lehibe io zany v d mihevitra fa mitovy @ zaza 10 taona ny sainao??? lainga sy fialana pà daholo izany fa rehefa nahavita an'izany d tokony ho faizina mafy! tokony ho sahala @ mahapotika tanteraka ny fiainan'ilay zaza no anapotehana tanteraka koa ny an'ilay lhl, farafahakeliny satria ny an'ilay lhl fananiana ary fantany tsara izany! tsy izay zaza 10 taona akory no tokony ho lazaina ho nanodina azy!